You are here: home> Forum

Manandafy praiministra lefitra!

Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : Manandafy praiministra lefitra!
Valiny : 6
Tirah - 10/11/2009 20:15

Manandafy Rakotonirina hoe no atolotry ny fironana Ravalomanana ho praiministra! dia mety tsara kokoa raha Ra Charles lay nisambotra azy iny no atolotra ho minisitry ny fiarovana !hihihihihiih
Manandafy efa antitra tsy mety mamela seza ihany ! tsssssssssssssssssssssssssss
Valio | Miverina eny ambony
milamm - 10/11/2009 20:28
zay le izy e,resaka fizarana seza fotsiny io sy fanalana fahefana @ lavanify fa de ravalo sy deba ihany izay tafiaraka izao aloha no hitana ny remote control any lavitra hanomanana ny fifidianana,efa CSR taona marob t@ androny deba manko i Manandafy nitarika ny 13/05/72,ary tanankavany ravalo ihany ko(olo be taona fotsiny fa tsy RAR oz le namana 1 teto izay ...)
Valio | Miverina eny ambony
ndotofetsy - 10/11/2009 21:14

http://www.youtube.com/watch?v=Tsy4NpPnMH4

:^) :^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
Valio | Miverina eny ambony
Papoose - 10/11/2009 21:53
eto madagasikara ihany wa leas gars!! eto madagasikara ihany
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 10/11/2009 22:46
fa aiza indray io??
Valio | Miverina eny ambony
harybe - 11/11/2009 12:11
ndotofetsy

http://www.youtube.com/watch?v=Tsy4NpPnMH4

:^) :^) :^) :^) :^) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))



grave ihany ty firenentsika ty an!! @ teny vahiny ny intervue nefa dia gasy samy gasy no mijery an'io! :-D :-D :-D
Valio | Miverina eny ambony
fijo - 11/11/2009 22:54
tena mandreraka mihintsy io fisainana io ry hary be an,
Valio | Miverina eny ambony