You are here: home> Forum

ARAHABAINA NY VAHOAKA MALAGASY REHETRA TSY ANKANAVAKA AFAKA

Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : ARAHABAINA NY VAHOAKA MALAGASY REHETRA TSY ANKANAVAKA AFAKA
Valiny : 1
tsimatimanota - 10/11/2009 07:24
AFAKA NY FAHIRANO NY KRIZY
MIASA
MIASA TSARA
MIASA MAFY

AMEN
Valio | Miverina eny ambony
pikatti - 10/11/2009 11:55
Ho tonga @ izay ny famatsiana ara-bola, fitaovana , ppn, sns ary io tsy konaka am-bava hotran'ny Saodiana ,tsy mila mivarotra rano zany fa refa samy nifandefitra de milay zay
Valio | Miverina eny ambony