resaka famongorana fahefana ilay fikaonandoha ary fanomanana fampielezankevitra @ fifidianana manaraka,ekeny vondrona iraisampirenena aloha hatr@ zao ny fifanarahana i lavanify mijanona ho filohany tetezamita miaraka @ ministera nobodoiny azy hatr@ 07/02,toy ny atitany sy ny faripiadidiny,zandarmaria,ny jirama aza ahitana an\'i ndrainarijaona.A)
i Fetison,E.Rakotovahiny no lefitra,dingana io fa tsy fandresena amiko satria mbola betsaka ireo olana atrehiny.Efa misy resaka v oh.ny amahana ny olana @ fampihenana ny PPN,fitsinjovana ny fahefamividy @ zao fotoana sy fandriampahalemana tanteraka iainany fiarahamonina .Mila $20 millions isan\'andro ny fampandehandraharaha.Fantatra fa misy $ 800 millions ao @ banky foibe entina amatsy ireo ministera sy andry itsinjaram-pahefana samihafa momba ny fampandehanandraharaha,mila fanarahamaso izany ho mangarahara @ rehetra toy ireo hetrantany sy habantseranana manerana ny nosy,i Toliara oh.de azo lazaina fa mahazaka tena noho ny faritry Sandena misy ny rio tinto nandefa ilmenite in2 mitentina 335.818.766,90 (tatitry ny tresor publique Toliara),marihina fa ny 30% no mankany @ fanjakana,ary 70%mirotsaka mivantana @ reo faritra fitrandrahana sy ny kominina,tsara ny toy zany tonga any ampototsofiny rehetra ary mazava @ ts1/1.
ao ny La loi de finances 2010 mametraka ireo fepetra fototra sy tanjona ialana @ krizy ,amerenana @ laoniny ny toedraharaha sy reo mpamatsy vola ,reo olona marobe notendrena hitazona andraikitra @ tetezamita,in marina no andraikitry izy reny sy anakaramana azy eo?indrindra ireo hazo sarobidy(rosewood)voaondrana taorinany feb09 -sept 09 ao vohemar mitentina $41 millions(208 containers),sy ao Toamasinamitentina $120 millions(571 containers),2 ireo volongita mifandray tendro tompon\'antoka @ zany avy @ hat lavanify sy deba,mila fanadihadiana avy hatrany ireny fa harempirenena ,fananambahoaka.Zava-doza no vitan\'ireo teo @ firenena ,16.000ha(Marojejy,masoala.makira) no ripaka faritra anisany arovana erak\'izao tontolo zao(toy ny faritry cahampange/reims,vallee de marnes,Ay ao frantsa malaza @ malaza @ divay mandroatra)tsy maintsy hatsangana @ zay ko ny andrimpitondrana manaramaso sy mpampita ireny miseho reny(public trust institution..,na sosialy na ekonomika),oh.manaramaso ny fitantanambola 2010 ikarakarana sy itsinjovana ny fifidianana isamparitra,filoha(législative, presidential...).
ny antenimierandoholony bekintana avy no efa nanakiana ireny varotra maloto niseho momba ny hazontsika,izay fanetribeny tontolo iainana
http://www.illegal-logging.info/uploads/RosewoodLoggingMadagascar2009.pdf
fehiny,tsy mbola tafavoaka ny ala isika ka afaka hisioka satria fizarana seza marobe fotsiny no malaza sy hazakahazaka @ fampielezankevitra,tsy misy adala nefa ny rehetra fa miandry reo vahaolana mangarahara manoloana reo olana reo
|