Fangatahana raha azo atao

1. xxx ( 08/11/2009 21:12)
Tsy hiady hevitra loatra fa mba mangataka fanampiana. sao dia mba misy mahalala site misy ny lisitry ny orinasa rehetra eo Madagasikara. Misaotra mialoha amin'izay mba afaka mamaly ny antso.
novalian'i hery ny 10/11/2009 04:36
2. hery ( 10/11/2009 04:36)
Mivelatra be ange izany orinasa rehetra izany ra xxx e. Inoako fa tsy misy site mikasika an'izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.259