Mangataka re7 pour tsakitsaky

1. Onah ( 07/11/2009 08:48)
Salama daholo eh

Mba mangataka re7 pour tsakitsaky fanao amin'ny fety2. Ohatra hoe misy fety2 kely atao ao antrano, dia tsy vary sy laoka ihany, fa rehefa avy eo dia mandihy2 dia ohatra hoe mitsakotsako caca pigéon, .....dia inona koa??????
Ny jus tsy tenenina fa efa mandeha ho azy,
Ohatra hoe caca pigéon, dia sambos sy nem, dia inona koa????????
NB: Fetina soutance ilay izy, ao ao antrano ihany no atao ny sakafo tsotsotra
Eto Dago ihany

Mba manatena valiteny mahafapo ry reto an
:oops: :oops:
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 16:48
2. diamondra27 ( 07/11/2009 10:12)
hena bol

ka tsakitsaky gay ihany sa azo atao tsakitsaky vazah koa
3. Onah ( 07/11/2009 10:22)
Mety daholo na gasy na vazaha, fa izay mba zavatra misy aty mada ihany.

Misaotra tompoko
4. diamondra27 ( 07/11/2009 10:35)
ay , manoava mini pizza ireny aza e de ze ingredients tianao fotsiny atao differents ny amboniny, mety atao carrE na boribory, asiana voatabia puree zay vao asiana pitsopitsony ny ambony na hena na fromazy sns

de manaova koa akia brochette a : fa atao legume sy fromazy ohatra oe tomate cerise de asiana fromazy ny elanelany


canape koa azo atao: maka pain de mie ireny raha tsy manana le mofo reservE am le canape , dia tapahina madinika atao efajoro na triangle, dia asiana sakafo ze tiana eo amboniny de vita
Ohatra hoe canape foie gras de madagascar hummmm
canape na poisson fumE
canape na charcuterie

de asio mofo bol koa

de raha misy legumes koa tsara an ho an'zay manao regimes. Ataovy tsara ny prezantasio karoty ataovy lavalavaohatry ny fanondro, radis, concombre koa atao en dEs, de ze legumes azo hanina manta rehetra ireny e, de asio sosy mitokana eo akaikiny

ny ahy zao tena tiako dia ireny trondro madinika atao friture ireny koa, tonga dia ohanina indraimbava , lany ambakiny taolanyrehefa tsara endy iny izy.

5. Onah ( 07/11/2009 10:46)
Merci ry Diamondra ah
Dia mbola miandry hatrany izay hevitra hafa eh :lol: :lol:
6. logan72 ( 01/12/2009 07:15)
Catless koa aki tsara ah, dia manao brochettes na coeur de boeuf koa, satria ny coeur de boeuf sady mora atono no tsy mafy tsakoina.
Aza adino ny sôsy voanjo eh !
7. diamondra27 ( 03/12/2009 15:52)
ahoana moa le manao le katy lesy ry logan
8. lohataona ( 03/12/2009 20:02)
Onah:

Salama daholo eh

Mba mangataka re7 pour tsakitsaky fanao amin'ny fety2. Ohatra hoe misy fety2 kely atao ao antrano, dia tsy vary sy laoka ihany, fa rehefa avy eo dia mandihy2 dia ohatra hoe mitsakotsako caca pigéon, .....dia inona koa??????
Ny jus tsy tenenina fa efa mandeha ho azy,
Ohatra hoe caca pigéon, dia sambos sy nem, dia inona koa????????
NB: Fetina soutance ilay izy, ao ao antrano ihany no atao ny sakafo tsotsotra
Eto Dago ihany

Mba manatena valiteny mahafapo ry reto an
:oops: :oops:


Fa innn ilay hoe "soutance" aloha fa maizin,a be izany? >??,?>>
9. lemurbaby ( 24/01/2010 16:48)
http://www.youtube.com/user/lemurbaby#p/u/0/pqS_wMChDIA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5091