Mihorirana kely azany dia aza misy mihetsika tsouny leu leu

1. Mifenty ( 05/11/2009 16:09)
io fa tsy ankihetsika tsouny a
2. tess ( 05/11/2009 19:48)
WAY K-leu leu fa aon kou zany leu leu :-D
3. booboo ( 05/11/2009 20:17)
misy à la queue leu leu kay ato :-D
4. tess ( 06/11/2009 06:39)
lova azo avy am dadabe io ry booboo ah! :-D
5. botra10 ( 06/11/2009 07:36)
tsisy ninoninona azoko!!!!!!! de inona indray zao ity:?: :?: :?: :?:
8O 8O 8O 8O 8O
6. tess ( 06/11/2009 13:33)
way leu leu in aza-ty mivanjavanja beuh ity :-D
7. Veloo ( 06/11/2009 20:32)
way leu leu nanokatra hevitra mifenty leu leu, aiza aloha ela ho tafihana leu leu =)) =)) =))
8. Mirananirina ( 07/11/2009 15:07)
:-D :-D :-D
9. sonwin ( 10/11/2009 11:46)
fa koz in ty leu leu nan nan nan
10. dadabe ( 10/11/2009 16:48)
ouarayy leuleu :-w :-w innn lety ty resaka leuleu ty a :@

aiza less ra sonwin a :miam: :@
11. yonikafopl ( 11/11/2009 10:47)
veloo aza mihetsika amzao pozy miorirana zao njy fa antsoiko bedada k leu leu :-D :-D
12. dadabe ( 11/11/2009 16:15)
aza mihetsika amizao pozisioo miorirana zao toi cherie a a(yonikafopl io a)...masaka amizao toi kleu leu
13. cutie ( 11/11/2009 23:39)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 06-11-2009 21:32:47
Lohateny : Re : Mihorirana kely azany dia aza misy mihetsika tsouny leu leu
way leu leu nanokatra hevitra mifenty leu leu, aiza aloha ela ho tafihana leu leu

lol be
14. Mifenty ( 12/11/2009 09:29)
Veloo:
way leu leu nanokatra hevitra mifenty leu leu, aiza aloha ela ho tafihana leu leu


any am pevaka ny famaliana an zany leu leu

15. tess ( 12/11/2009 11:22)
:-D :-D :-D

ary vao maneno akoho de tonga aty toi leu leu
16. Mifenty ( 12/11/2009 14:39)
nefany ny maso ato mbola tena mihidy mitsy kleu leu
sady vaky ny loha manontany tena hoe :

".... aiza indray anio no ahita asa ivelomana..." lindinakika beu kleu leu
17. tess ( 12/11/2009 15:55)
aza ny alika alika no hanalàna ny fo oà eee! :-D

aty misy asa kely pour 4 jours :^)
18. kotobekibo ( 12/11/2009 23:39)
kandra momba ny inn izany sao d mahasoa! d roviana?
19. Papoose ( 13/11/2009 00:14)
coussssééééé :-P
20. dadabe ( 13/11/2009 08:12)
ouajayy leuleu tara njay kotobekibo d mitady handrava ny RDV an'i tess sy mifenty leuleu :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.384