FA DE NANINONA LÔTRA!

1. lako ( 04/11/2009 09:56)
Ty misy zvt lazaiko anareo fa tena cousin ko le izy fa tsy olo-kafa!!
Manam-bady io cousin ko io de mananjanaka 2 lahy!Samy miasa izy mivady ary le vehivavy vadiny mitsy no be karama koko noho io cousin ko io!
De manana mpanampy ry zareo de ilay mpanampy kosa alo tsy ratsy ee!!
De hay io cousin ko io miverina mody ao antrano refa lasa miasa ny vadiny de lasa mianatra ny ankizy!!de izy mody ao indraindray ary matetika mitsy!
De nony taty aorina efa 3ans no niasan'ilay mpanampy tao fa bevohoka io cousin ko io mpanampy io!!De le mpanampy koa moa tsy de mahay le we bevohoka de efa tsy azo afenina tsony vao nisy nahatsikaritra!efa handray 5 mois vao tonga tao an-trano ny feo we bevohoka izy!mbola olona indray ary no niteny le madama we bevohoka izy an!!
De notenenin'ilay madama an'ny cousin le izy (le madama tsy mahalala ninoninona) de niteny izy fa tsisy an'zany!
De farany tsy naharitra le madama fa tonga de niteny le mpanampy sy nanontany azy (T@ fotôna tsy naha tao ny vadiny) satria nifamaly mitsy ono izy mivady noho io resaka io fa mazain'ny cousin ko fa tsisy anzany on!
De tsy fantatr'ilay mpanampy mitsy le izy fa nanontanian'ilay madama we ovina indry règle farany de tsy nahateny izy!!de tezitra be le madama de notereny tao le mpanampy, de niteny we tsy tadidiny tsony!saika tapaka ono ny lalandrà madama de tonga de nentiny tany @ hôpitaly le mpanampy, de misy dr fantatry madama mitsy nataony nijery io mpanampy io de fantatra fa eo @ 5 mois eo le izy!!nandany vola mitsy izy t@ io ary nanapaka tsy niasa!
De tonga de notereny tany an-trano le mpanampy hilaza ny olona niaraka taminy!de niteny le mpanampy fa ramose no niaraka taminy! de ramose iany fa mbola tsy mahay an'zany izy! de notantarainy teo de nampiany fa omena 25 000 fmg isaky miaraka @ ramose ono izy!tena tsitany ze atao fa hany heriny de natsoiny ny rafozany de natsoiny ny reniny de no téléphone ny cousin!!de nampifanatrehana teo le resaka!!fa tena manana heritsaina be izy an!!tena miaiky mitsy za!satria de tena nidrikina be mitsy cousin fa tsy afa nanaôtra fa nanaily iany nony farany!De ny fanapaha-kevitra de nisaraka taminy le madama!tsy nanaiky mitsy le madama fa tonga de nande!de nentiny ny zanany 2 lahy nony hariva!tsy nety nifandaminana mitsy alo izy atr@ zao fa de nanao divorce mitsy!!efa 2 mois zay zay tantara zay no niseho de nipetraka tany @ reniny izy!!de inona hevitrareo @ io !!
2. Ratoa ( 04/11/2009 22:22)
Inona indray no hevitra aroso amin'izany? Olona ao anatin'ny trano izao ary olona eo ambany fifehezan-drangaha satria rangaha no lohan'ny fianakaviana. Momba an'i madama aho ary miaiky ny herintsainy. Salut....
3. xxx ( 05/11/2009 08:37)
Inona moa r'ise no hevitra amin'izany. Raha hiezaka hitady polémika angamba aho dia ity. Voalohany aloha tena tsy mety mihitsy ny nataon'ilay rangahy a! mba ampazava ny resaka. Fa ny fanontaniana tokony hipetraka kosa dia hoe fa naninona izy no nanao an'io???? ny adalany tsotra izao ve??? sa nisy disadisa tamin'izy sy ilay ramatoa????

Manararaotra ihany aho etoana milaza ho an'ny vehivavy fa ny lehilahy dia matetika (mba tsy hilazana hoe te hanao RS foana). Lasa mahalana mantsy io raharaha io rehefa mifanambady izay noho ny antony maro samihafa ka mahatonga an-dralehilahy misaina amin'ny nofo fotsiny raha toa ka tsy satisfait izy. Miangona ao fotsiny mantsy ilay zavatra ka mananika ny ati-dohany mihitsy raha tsy asorina.
Fanambarana ihany fotsiny no ataoko fa tsy manana vaha-olana aho.
4. ravatorano ( 05/11/2009 08:54)
tena olona mivadika ondana ilay cousin kle
tena tsy manana moralité mihitsy
na atao aza hoe tena tsy ampy azy ny vadiny,dia ny mpiasa mpanampy ao antrano ve no ho petafana sy omena vola kely mba hanalana ilay tsy fahampiana (ohatra izay an) .
AMiko mety tanteraka ilay nataon 'ilay madama avy d niala tsy niraharaha an'ilay cousin tsony , aleo izy hitaiza an'ilay zaza ho avy eo fa izay no efa niriny e !
raha disadisa ve d tsy nahazo nalamina mihitsy !
tsy hay marina fa d amiko aloha nety ny nataopn'ilay ramatoa e !
zany ve no olona hianteherana ?
5. xxx ( 05/11/2009 08:58)
xxx:

Inona moa r'ise no hevitra amin'izany. Raha hiezaka hitady polémika angamba aho dia ity. Voalohany aloha tena tsy mety mihitsy ny nataon'ilay rangahy a! mba ampazava ny resaka. Fa ny fanontaniana tokony hipetraka kosa dia hoe fa naninona izy no nanao an'io???? ny adalany tsotra izao ve??? sa nisy disadisa tamin'izy sy ilay ramatoa????

Manararaotra ihany aho etoana milaza ho an'ny vehivavy fa ny lehilahy dia matetika (mba tsy hilazana hoe te hanao RS foana). Lasa mahalana mantsy io raharaha io rehefa mifanambady izay noho ny antony maro samihafa ka mahatonga an-dralehilahy misaina amin'ny nofo fotsiny raha toa ka tsy satisfait izy. Miangona ao fotsiny mantsy ilay zavatra ka mananika ny ati-dohany mihitsy raha tsy asorina.
Fanambarana ihany fotsiny no ataoko fa tsy manana vaha-olana aho.


:evil: Itony ilay vali-teny tena mampi-révolte mihintsy :evil:

Ilay lehilahy no te ho lava rambo tsy mahalala izay ataony dia tonga any @ madama ny olana !!! na inona na inona tsy fetezana misy ao @ tokatrano dia aoka hiresaka fa tsy any ivelany no manao ny atao dia avy eo i madama no diso !!!

Sa madama koa no tokony hanontany isan-kariva hoe sao dia te hanao ianao ????

Ny lehilahy koa anie olona fa tsy biby e ka ho taingenana daholo izay hita rehetra, mba tokony hampiasa ny lohany ihany fa tsy ny rambony foana
6. lako ( 05/11/2009 09:24)
Marina alo ny an'i Ratoa sy XXX fa tsisy hevitra aroso le izy fa de aleo zany tsika samy milaza ny fijery azy eo fa ny adinoko de zao
Nanao rara-piavanana t@ fianakavian'ilay mpanampy le cousin fa hikarakara le mpanampy sy ny zazakely refa teraka!!de tsy fantatra mazava fa nisy hevitra avy any @ renin'ny cousin fa alaina le zaza refa azo alaina de tezain-dry zareo!!
Fa miezaka mafy cousin hampody ny vadiny atr@ zao fa mbola tsisy vokany alo atreto!!mampalahelo ihany ange izy (cousin) satria tena nibabaka mitsy!!fa tonga @ le fitenenana we efa vita ve ny natao vao.....tsy we mandatsa sanatria fa cousin iany izy fa na zany aza tena tonga za de maka ny toeran'ilay madama vao nisy io zvt io!!mampalaelo an
7. ravonjison ( 05/11/2009 10:22)
xxx:

Inona moa r\'ise no hevitra amin\'izany. Raha hiezaka hitady polémika angamba aho dia ity. Voalohany aloha tena tsy mety mihitsy ny nataon\'ilay rangahy a! mba ampazava ny resaka. Fa ny fanontaniana tokony hipetraka kosa dia hoe fa naninona izy no nanao an\'io???? ny adalany tsotra izao ve??? sa nisy disadisa tamin\'izy sy ilay ramatoa????

Manararaotra ihany aho etoana milaza ho an\'ny vehivavy fa ny lehilahy dia matetika (mba tsy hilazana hoe te hanao RS foana). Lasa mahalana mantsy io raharaha io rehefa mifanambady izay noho ny antony maro samihafa ka mahatonga an-dralehilahy misaina amin\'ny nofo fotsiny raha toa ka tsy satisfait izy. Miangona ao fotsiny mantsy ilay zavatra ka mananika ny ati-dohany mihitsy raha tsy asorina.
Fanambarana ihany fotsiny no ataoko fa tsy manana vaha-olana aho.



Misy hirika kely sy hevitra azo raisina ihany itý hevirt\'i xxx itý fa tsy tonga dia ratsy avy hatrany.
Misy zavatra roa tokony ho jerena mantsy ao:

1- Ny zava-misy sy ny vahaolana naroso@ izao fotoana izao : nijangajanja rangahy ( ratsy tokoa izany) , ary nisintaka i madama. Ratsy tokoa ny fijangajangana ( fa tsy hoe lery nanao t@ mpanampy, tsy miankina @ izay ilay izy, na mpanampy io na rafotsy na makorelina dia mitovy daholo : fijangajangana izany).

2-Inona no hatao mba hisorohana izany : eto dia ilaina tokoa ilay fanontanianan napetraky i xxx \"....Fa ny fanontaniana tokony hipetraka kosa dia hoe fa naninona izy no nanao an\'io???? ny adalany tsotra izao ve??? sa nisy disadisa tamin\'izy sy ilay ramatoa???? ....\"

Tsy fantatsika velively ny fandehan\' ny tokantran\' izy ireo. Mazava hoazy tokoa fa tokony nilaza ny zavatra tadiaviny rangahy...Kanefa matoa rangahy tsy nifampiresaka t@ ramatoa ny hetahetany, dia mety misy olana miafina ao : na tsy manampotoana hifampresahana izy ireo ( miasa foana ramatoa na rangahy ), na misy tsy fitovian-kevitra eo@ izy roa ( na disadisa), na mihakely ny fotoana hiarahan\'izy ireo satria any ampiasana foana no andanian-dramatoa andro , na misy olana hafa tokony ho vahana ao fa tsy hitan-drangahy izay hanaovana azy sns.....
Tsy voatery hoe resaka besoin sexuelle no nahatonga an-drangahy nanao an\'iny fa mety koa misy olana hafa ao fa iny dia fomba fisehony fotsiny !!!
Ny olona koa mantsy rehefa misy bloque psychique dia tsy te hiresaka ny olana @ ilay vadiny, mety izay no nahazo an-drangahy!!!

Noho izany raha toa ka te hisorona ny fiverenan\'iny olana iny rangahy sy ramatoa ( ramatoa koa satria mety hiaraka amin\'olon-kafa izy any aoriana any ), dia tsy maintsy mijery hoe : ara-dalána daholo ve ny ao antokatrano sa misy zavatra tsy mety ao ? Raha tsy mametraka io fanontaniana io ramatoa, dia mety hitranga indray ilay izy any aoriana na dia olon-kafa aza ny vadiny !!!!!!!!!
Rangahy indray dia tokony hanana fifehezantena lehibe sy moraly, ary tsy tokony hiditra @ vahaolana toy izany rehefa misy olana.

Ilay izy tsy vitan\'ny manome tsiny hoe : rangahy kosa aloha dia tena ratsy e, aiza ve ka mpanampy no nopetahany ...
Marina izany, izay no hita @ voalohany, kanefa tsy mitondra vahaolana velively. Fa raha te hamaha ilay olana isika dia tsy maintsy jerena en compexe ilay izy , ary tsy maitsy zohina daholo ny aspects - misy rehetra.
8. xxx ( 05/11/2009 11:09)
xxx-4:
Itony ilay vali-teny tena mampi-révolte mihintsy


Zo-nao io.
xxx-4:
Ilay lehilahy no te ho lava rambo tsy mahalala izay ataony dia tonga any @ madama ny olana !!!

zà ra xxx-2 alias xxx-7:
Voalohany aloha tena tsy mety mihitsy ny nataon'ilay rangahy a! mba ampazava ny resaka


xxx-4:
na inona na inona tsy fetezana misy ao @ tokatrano dia aoka hiresaka fa tsy any ivelany no manao ny atao dia avy eo i madama no diso !!!


Tsy dakoro amin'ity kosa ao satria misy mihitsy ny olona izay efa tsy manjary intsony ao an-tokantranony nefa miaritra ao fotsiny noho ny zaza ohatra, na noho ny vavan'ny olona. Tsy miteny aho hoe mety ny nataon'ilay rangahy eto fa nefa koa tsy nisy nateraka hijaly sy hiaritra eto an-tany, rehefa tsy mety ilay izy dia tsy mety. Tsy mila etuda lalina.
xxx-4:
Sa madama koa no tokony hanontany isan-kariva hoe sao dia te hanao ianao ????


eh, raha mba misy moa re ty zavatra lazainao ity dia ho fahasambarana foana ny an'i ramose zany koa.
zà ra xxx-2 alias xxx-7:
Manararaotra ihany aho etoana milaza ho an'ny vehivavy fa ny lehilahy dia matetika (mba tsy hilazana hoe te hanao RS foana).
xxx-4:
Ny lehilahy koa anie olona fa tsy biby e ka ho taingenana daholo izay hita rehetra, mba tokony hampiasa ny lohany ihany fa tsy ny rambony foana
zà ra xxx-2 alias xxx-7:
Lasa mahalana mantsy io raharaha io rehefa mifanambady izay noho ny antony maro samihafa ka mahatonga an-dralehilahy misaina amin'ny nofo fotsiny raha toa ka tsy satisfait izy. Miangona ao fotsiny mantsy ilay zavatra ka mananika ny ati-dohany mihitsy raha tsy asorina.
Fanambarana ihany fotsiny no ataoko fa tsy manana vaha-olana aho.


Ka vakio tsara aloha ny zavatra resahiko fa aza mora sendotra e!
Tsy manome tsiny aan'ilay ramatoa mihitsy aho na kely aza fa miteny ny zava-misy fotsiny.

9. Mirananirina ( 05/11/2009 11:48)
Ka izay anie ny mahavoa ny lehilahy sasany,tsy mahatanty mahita zavatra,dia asiana daholo rehefa azo asiana.Fa ny tena mampalahelo dia ilay mpiasa.Tsy halainy vady mandrakizay noho ny maha piasa azy.
10. xxx ( 05/11/2009 16:11)
lako:

Ty misy zvt lazaiko anareo fa tena cousin ko le izy fa tsy olo-kafa!!
Manam-bady io cousin ko io de mananjanaka 2 lahy!Samy miasa izy mivady ary le vehivavy vadiny mitsy no be karama koko noho io cousin ko io!
De manana mpanampy ry zareo de ilay mpanampy kosa alo tsy ratsy ee!!
De hay io cousin ko io miverina mody ao antrano refa lasa miasa ny vadiny de lasa mianatra ny ankizy!!de izy mody ao indraindray ary matetika mitsy!
De nony taty aorina efa 3ans no niasan'ilay mpanampy tao fa bevohoka io cousin ko io mpanampy io!!De le mpanampy koa moa tsy de mahay le we bevohoka de efa tsy azo afenina tsony vao nisy nahatsikaritra!efa handray 5 mois vao tonga tao an-trano ny feo we bevohoka izy!mbola olona indray ary no niteny le madama we bevohoka izy an!!
De notenenin'ilay madama an'ny cousin le izy (le madama tsy mahalala ninoninona) de niteny izy fa tsisy an'zany!
De farany tsy naharitra le madama fa tonga de niteny le mpanampy sy nanontany azy (T@ fotôna tsy naha tao ny vadiny) satria nifamaly mitsy ono izy mivady noho io resaka io fa mazain'ny cousin ko fa tsisy anzany on!
De tsy fantatr'ilay mpanampy mitsy le izy fa nanontanian'ilay madama we ovina indry règle farany de tsy nahateny izy!!de tezitra be le madama de notereny tao le mpanampy, de niteny we tsy tadidiny tsony!saika tapaka ono ny lalandrà madama de tonga de nentiny tany @ hôpitaly le mpanampy, de misy dr fantatry madama mitsy nataony nijery io mpanampy io de fantatra fa eo @ 5 mois eo le izy!!nandany vola mitsy izy t@ io ary nanapaka tsy niasa!
De tonga de notereny tany an-trano le mpanampy hilaza ny olona niaraka taminy!de niteny le mpanampy fa ramose no niaraka taminy! de ramose iany fa mbola tsy mahay an'zany izy! de notantarainy teo de nampiany fa omena 25 000 fmg isaky miaraka @ ramose ono izy!tena tsitany ze atao fa hany heriny de natsoiny ny rafozany de natsoiny ny reniny de no téléphone ny cousin!!de nampifanatrehana teo le resaka!!fa tena manana heritsaina be izy an!!tena miaiky mitsy za!satria de tena nidrikina be mitsy cousin fa tsy afa nanaôtra fa nanaily iany nony farany!De ny fanapaha-kevitra de nisaraka taminy le madama!tsy nanaiky mitsy le madama fa tonga de nande!de nentiny ny zanany 2 lahy nony hariva!tsy nety nifandaminana mitsy alo izy atr@ zao fa de nanao divorce mitsy!!efa 2 mois zay zay tantara zay no niseho de nipetraka tany @ reniny izy!!de inona hevitrareo @ io !!


Tsisy valinteny fa resa-bouudy hoy ny vazaha maimbo foana e!

11. soanja ( 05/11/2009 23:10)
Ny hevitro dia hoe izay ilay fiainana. Samy mizaka izay anjarany. Samy tsy nandray andraikiny avy ny isanisany afa tsy ny ankizy sy ny zaza, izay tsy manantsiny.

- Ao ny tsy mahatanty ny mena miraviravy
- Ao ny tsy nanabe ny ankohonany amin'ny tokony itoeran'ny tsirairay amin'ny andraikiny. Matoa afaka mody ilay rangahy ka afaka nanao izany toetra ratsy izany dia tokony tsy naka mpanampy ry zareo fa anjaran-drangahy izany no mikarakara tokatrano. Time management eto no isan'ny olana. Fanamboniana tena eo amin'ny lafiny maro sy ny fitiavan-tena ary ny tsy fahalalana ( mba tsy hilazako ny fahadomboana ara-tsaina)
- Ao koa ny tsy fanabeazana ny eo ambany fialofanao. Raha maka mpanampy aho (vehivavy) dia atoroko azy avokoa ny fomba entina iadiana amin'ny fiainana ary inona no zavatra atahorana sy ny voka-dratsy manoloana izany ho azy. Raha eo ambany fialofanao ny olona iray dia raiso toy ny zanakao. Andraikitro , andraikiny, andrakin'ny tsirairay no mampiasa ny vatany amin'izay mifanaraka amin'ny toe-tsainy saingy kosa ilaina ny fahafahana mahalala hoe ahoana ny ho avy. Io dia betsaka ny tsy mahatakatra an'io raha tsy beazina izy.
Tsy teraka tonga dia mahalala zavatra ny olombelona fa mila tantana na amin'ny alalan'ny mpanabe na ny fiainana azo avy amin'ny tontolo iainana atrehana.

Hoy aho hoe samy manana ny hadisoany avy ka tsara tokoa ny mifanao veloma. Enga anie ny ankizy mba hiaina milamina amin'izay.
12. Ratoa ( 05/11/2009 23:20)
Ninoninona aloha dia tsy hanana ny marina mihitsy ity rangahy eto imasoko é!

Aiza ve ka ankizy eo ambany fiadidiany no ataony izao. Mpanampy avy ivelan'ny tokatrano io. Nety nahavanona izao tamina havana manampy azy ao an-trano i rangahy. Azo heverina ho zanaka ao antin'ny trano io satria izy no miadidy azy. Sa ny mpiasa an-trano tsy mba manan ny zo maha olom-belona azy ka atao tahaky ny naton'ny esclavagiste taloha? fanalàna hamohamo ve izy?
Manome tsiny azy roa aho, ilay rangahy sy ilay mpanampy, satria samy namitaka an'i madama izy roa. I madama izay azo raisina ho renin'ity mpanampy.
Raha mamela an'i rangahy hiverina i madama dia ho voalatsalatsa any aorina any. Mety hisy ny hoe: "loza ve mihaotra no ireny fa nekenao", "mba hahita na hahazo an'iza koa ity ianao" sns...
Raha olona avy any ivelany dia nety nanontany tena aho hoe fa inona no tsy nety tato.
Aiza ny toeran'ny "morale" amin'izao fisehoan-javatra izao? Ny misaraka no hany fanafodin'io satria olona ao anatin'ny trano, izay azo isaina anisan'ny fianakaviana no novetaina sy natao bevohoka.
Inceste izao fa tsy zavatra hafa!!!
13. xxx ( 06/11/2009 13:43)
Izany mitaingina ny mpanampy izany amiko ny top des top @ fahambanian-tsaina ! Tsy manana excuse rangahy io na kely aza

Mety adidin'ilay ramatoa ny nanoro izay tokony ny nataon'ilay mpanampy, fa ilay rangahy koa tokony hieritreritra na dia bitika kely aza. Anisan'ny olona tokony nitaiza io mpanampy io koa izy raha mandinika kely fotsiny, satria tsy mpanampy an'ilay ramatoa irery io fa mpanampy azy mianakavy kely

Ny fahazoako azy tsy au courant ilay ramatoa hoe miverina antsokosoko ilay rangahy
14. andry08 ( 07/11/2009 12:48)
Ho an'ny lehilahy: mba jereo ihany ny tokony hatao hoa! aza dia mamoaka ilay balita rehefa tsy tokony fa ianao ihany anie no tokony hanajanona an'io e!
Ho an'ny vehivavy: hilaozy rehefa tsy mendrika fa maninona no hiharitra trèfle eo nefa hita fa maimbo???
15. ikaretsaka ( 07/11/2009 13:29)
Ireto no lesona tsotra azo tsoahina @ io izany :
1- "Omeo sakafo" tsara ny vadinao: rehefa satisfait sy voky izy ao aminao tsa hitady any an-kafa izany tsotry... ny eo aza tsy lany laniana ko... matetika ny mpitady any an-kafa ange olona tsy ampy dozy foana e!

2-rehefa maka solafa na mpiasa ao an-trano @ manaraka dia tsy maka ny "mety hampiditra @ fakampanahy" na lahy io na vavy (misy koa manko ny madama tara @ sofera, garsiens jardinier, maitre chiens...)

3-Ampianaro ny Tantsaha @ resaka seksa fa aza atao intsony hoe "mahamenatra sy fady" sy hoe atao am-kolaka sy fitaka sy indirect, ampianaro izy hahalala ny vatany, ampianaro izy hoe rehefa manao an'izao de zao no mety vokany @ fotoana ohatran'izao, mba hianarany sy hampianarany ny namany koa "@ fararano"

Amiko manokana dia samby diso.. fa efa "lentika" moa ity fa dia "mitsoaka" sy manatsoaka lesona sisa no azo atao!
Ny fo rano mafana ary ny abus de confiance no gravy indrindra amina deception.. fa dia raisina @ fo tony e! de ze vita de vita ko!
tsa misy tsy diso zay mandia tany fa ze mivarilavo ro adala ndrindra!

16. Djhamhal ( 11/11/2009 13:59)
mamelà ny helony , fa tsy fantany izay ataony ! Amen!
17. Tirah ( 09/01/2010 17:58)
"Izay tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy"
Dia azo adika hoe " izay tsy... taminareo no aoka hitora-bava azy"
vita tompoko!
18. andry08 ( 10/01/2010 12:46)
lako:

Ty misy zvt lazaiko anareo fa tena cousin ko le izy fa tsy olo-kafa!!
Manam-bady io cousin ko io de mananjanaka 2 lahy!Samy miasa izy mivady ary le vehivavy vadiny mitsy no be karama koko noho io cousin ko io!
De manana mpanampy ry zareo de ilay mpanampy kosa alo tsy ratsy ee!!
De hay io cousin ko io miverina mody ao antrano refa lasa miasa ny vadiny de lasa mianatra ny ankizy!!de izy mody ao indraindray ary matetika mitsy!
De nony taty aorina efa 3ans no niasan'ilay mpanampy tao fa bevohoka io cousin ko io mpanampy io!!De le mpanampy koa moa tsy de mahay le we bevohoka de efa tsy azo afenina tsony vao nisy nahatsikaritra!efa handray 5 mois vao tonga tao an-trano ny feo we bevohoka izy!mbola olona indray ary no niteny le madama we bevohoka izy an!!
De notenenin'ilay madama an'ny cousin le izy (le madama tsy mahalala ninoninona) de niteny izy fa tsisy an'zany!
De farany tsy naharitra le madama fa tonga de niteny le mpanampy sy nanontany azy (T@ fotôna tsy naha tao ny vadiny) satria nifamaly mitsy ono izy mivady noho io resaka io fa mazain'ny cousin ko fa tsisy anzany on!
De tsy fantatr'ilay mpanampy mitsy le izy fa nanontanian'ilay madama we ovina indry règle farany de tsy nahateny izy!!de tezitra be le madama de notereny tao le mpanampy, de niteny we tsy tadidiny tsony!saika tapaka ono ny lalandrà madama de tonga de nentiny tany @ hôpitaly le mpanampy, de misy dr fantatry madama mitsy nataony nijery io mpanampy io de fantatra fa eo @ 5 mois eo le izy!!nandany vola mitsy izy t@ io ary nanapaka tsy niasa!
De tonga de notereny tany an-trano le mpanampy hilaza ny olona niaraka taminy!de niteny le mpanampy fa ramose no niaraka taminy! de ramose iany fa mbola tsy mahay an'zany izy! de notantarainy teo de nampiany fa omena 25 000 fmg isaky miaraka @ ramose ono izy!tena tsitany ze atao fa hany heriny de natsoiny ny rafozany de natsoiny ny reniny de no téléphone ny cousin!!de nampifanatrehana teo le resaka!!fa tena manana heritsaina be izy an!!tena miaiky mitsy za!satria de tena nidrikina be mitsy cousin fa tsy afa nanaôtra fa nanaily iany nony farany!De ny fanapaha-kevitra de nisaraka taminy le madama!tsy nanaiky mitsy le madama fa tonga de nande!de nentiny ny zanany 2 lahy nony hariva!tsy nety nifandaminana mitsy alo izy atr@ zao fa de nanao divorce mitsy!!efa 2 mois zay zay tantara zay no niseho de nipetraka tany @ reniny izy!!de inona hevitrareo @ io !!


Dia vita fa tsy misy inn intsony anie e! Efa namadika t@ ilay mpiasa tao , dia tsy misy inn intsony fa misaraka tsy misy naratra na dia naratra aza.
Ny hevitro dia ampy izay dia basta!!!!! on n'est pas sur la terre à suppoter l'insupportable!!!!!!

:-D :-D :-D :-D
19. jarifa ( 13/01/2010 05:42)
???????????? :?: :?: :?: :?: :?:
20. Topher ( 09/11/2016 18:30)
Io indriandra no ten olana sarotra vahana.Samy tsy misaina daholo izy telo ireo amiko.Tsy nisaina ilay ramatoa nifidy ilay piasa:Matoa le rangah tara @ lay piasa de tena misy fahatsarana taterak ao aminy.Ts misaina ihan koa ilay rangah satria teren'ny filan'ny nofo ts mety afa-po @zay ananana manaiky ho azon'ny fakapanahy.Tsy misaina ihan koa ilay piasa :ts mahatanty mena miravirav,adalam-bola loatra.Tsy halahelo io piasa io mitsy aho,hadalana ny azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9602