Manina an'i Ari.malala aho

1. soanja ( 01/11/2009 21:33)
Ela izay i Ari. malala tsy tazako teto. Mampamangy any aminy raha misy mihaona na mifanena na sendra miserana eo aminareo izy.

Ari.malala, aiza indriako? Mivavaka lalandava amin'izay rehetra ataondry aho. Soanja :-* :-* :-* (l) (l) (l)
novalian'i dadabe ny 27/01/2010 15:47
2. kotobekibo ( 01/11/2009 22:06)
Soanja > Veloma hono nareo retra fa izy tsy manadino , tsy mànana koneksiô intsony hono ry zareo ao ampiasana d tsy afaka mitafa firy intsony , sady lasa b asa b . :-*
Izy no nilaza an'ireo tary ambadika ary !
ampitaiko ny hafatra e! :-*
3. bobone ( 02/11/2009 06:26)
saonja:

eny akia koh !!zaho aza gaga be hoe nankaiza indray vaiavy iny!!!

kotobekibo!
dia mampamangy azy any e! hoy bobone tsy manadino e!
4. Mirananirina ( 02/11/2009 11:36)
Lasa aiza marina ary :?: :?:
5. soanja ( 03/11/2009 17:20)
kotobekibo:

Soanja > Veloma hono nareo retra fa izy tsy manadino , tsy mànana koneksiô intsony hono ry zareo ao ampiasana d tsy afaka mitafa firy intsony , sady lasa b asa b . :-*
Izy no nilaza an'ireo tary ambadika ary !
ampitaiko ny hafatra e! :-*

Misaotra injinja ary nampita hafatra. Dia omeo azy ary ny

:-* :-* :-* (l) de raha tsy hitanao izy dia tazomy anao daholo koa ireo fa refa hitako izy omeko koa. :-* :-* (l)
6. ravatorano ( 04/11/2009 11:58)
tena vao omaly mihitsy zaay dahy no tafaradalana satria mifanakaiky mihitsy ny toeram-piasanay.Nanontany azy mihitsy za hoe tsy hitahita tsony ndry an d nanafatra anahizy hoe tena tsisy coonexion za razoky fa noferan'ny deba ilay izy d tsy tafa tsony fa mampamangy amin'ny rehetra ato e !
dia indro hitako tary amin'ny karajia ity lien ity izay nasehon i tianalove anah d io za rafitra mamaly anareo eto e !
salama tsara izy tsisy nanombinana fa nohon'ny antony any ampiasany no tsy hahafahany miditra eto aloha amizao e
misaotra anareo nahatsiaro azy e

ravatorano
:D
7. soanja ( 04/11/2009 23:25)
ravatorano:

Dia misaotra an-dRavatorano koa nitondra vaovao avy any. Mampamangy ary any rehefa izay.

:-* :-* (l)
8. Veloo ( 06/11/2009 20:35)
Misaotra ravatorana a,

:-* :-* :-* :-* :-* be dia ho an'i ari,
rehefa miverina eo @ fitondrana ra8 dia hisy indray hono oe ny connexion

Mahereza e.... :wink:
9. dadabe ( 10/11/2009 16:46)
oudryy angaha moa tsy oe mboloa mifana i ari.malala :-w :-w

zZah izany manina an'i Soanja :-$ aiza ianaoSoanja a
10. kotobekibo ( 13/11/2009 00:05)
soanja:

Misaotra injinja ary nampita hafatra. Dia omeo azy ary ny

:-* :-* :-* (l) de raha tsy hitanao izy dia tazomy anao daholo koa ireo fa refa hitako izy omeko koa. :-* :-* (l)

d efa notazomiko ho ahy fa tsy hitako izy h@ izao e! sôtsa anjy d torak'izany e! ;-)
11. soanja ( 13/11/2009 23:40)
dadabe:

oudryy angaha moa tsy oe mboloa mifana i ari.malala :-w :-w

zZah izany manina an'i Soanja :-$ aiza ianaoSoanja a

Inty aho vehivavy lehiben'i Tompo, aoka ho tanteraka amiko araka ny teneny!

Ianao mahamanina ahy foana na hitako eto na tsia!

:-* :-* :-* (l)
12. soanja ( 13/11/2009 23:41)
kotobekibo:

soanja:

Misaotra injinja ary nampita hafatra. Dia omeo azy ary ny

:-* :-* :-* (l) de raha tsy hitanao izy dia tazomy anao daholo koa ireo fa refa hitako izy omeko koa. :-* :-* (l)

d efa notazomiko ho ahy fa tsy hitako izy h@ izao e! sôtsa anjy d torak'izany e! ;-)

Dia mahasoava re!

:-* :-* (l)
13. kotobekibo ( 14/11/2009 12:08)
soanja > sôtsa anjy ary e! :-* :-* (l)
14. xxx ( 14/11/2009 17:39)
Ravalomanana daholo no nahatonga an'izao :lol:
15. ni81 ( 14/11/2009 18:31)
Ravalomanana daholo no nahatonga an'izao
sao dia mba izy 3 lahy? :-P
16. fahamarinana ( 14/11/2009 19:18)
:arrow: koa toa tsy ra8 no tsy izy telo lahy fa ilay deba kouh !sa tsy izay ? na izany aza mba manina ilay zandriko kely iny koa aho e! :( (l)
17. ni81 ( 14/11/2009 19:29)
koa toa tsy ra8 no tsy izy telo lahy fa ilay deba kouh !sa tsy izay ? na izany aza mba manina ilay zandriko kely iny koa aho e!
zà koa mba manina fa mba vazivary ny ahy ilay hoe izy 3 io e! :lol:
HS: Zahay taloha tao @ toeram-piasana mampiasa ordi fa tsy afaka manao zavatra hafa eo mihitsy afa-tsy ny fampiasana ny logiciel momba ny asa ao ihany :(
18. fahamarinana ( 14/11/2009 19:32)
:arrow: ni : asa na hoe variana loatra ny mpiasa manao ,serasera,fb,msn dia nofoanan'ny Deba ilay izy nefa amin'ny lafiny iray,rah vita antsakany sy andavany moa inona no olana,taoko mitovy hatrany ny connection lany eo !Ka tsy any Dago ihany hono fa na aty ampita aza toa misy koa ,hoy ilay namako raika izay ! :) (l)
19. tywa68 ( 14/11/2009 19:35)
Aleo ihany aloh mailo fa @zao fotoana azo 1sy8 de la porte raha tratra mi-blabla na FB :lol: (zany hoe mba raisonnable zany e, satria iny no mba détente kely ao ampiasàna koa) :-D :-D midira cyber Ari.malala a ! :wink: :-* :-*
20. ni81 ( 14/11/2009 19:43)
ni : asa na hoe variana loatra ny mpiasa manao ,serasera,fb,msn dia nofoanan'ny Deba ilay izy nefa amin'ny lafiny iray,rah vita antsakany sy andavany moa inona no olana,taoko mitovy hatrany ny connection lany eo !Ka tsy any Dago ihany hono fa na aty ampita aza toa misy koa ,hoy ilay namako raika izay !
:D Mitovy hatrany ny vola lanin'ny société fa ilay asa no misy tsy dia vita an-tsakany sy an-davany hono e! Ka raha toy ireny fanaon-tsika eto sy aroa ireny aloha dia mety hisy zavatra tsy ho tomombana loatra e! Mety ho may ny laoka, mety ho manta mohaka ny vary :-P aleo klou tsy hiteny betsaka :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1799