tsa tsiou

1. lema ( 28/10/2009 17:30)
sao mba misy mahay ny fanaovana ireny tsa tsiou reny lé" henan-kisoa amidy eny @ sinoa reny mamy masira"
novalian'i riah ny 30/10/2009 09:21
2. riah ( 30/10/2009 09:21)
Ny fanaovana tsa siou , tsotra an:

Echine de porc, io no tena mety aminy
Dia ny ingredients fotsiny no afangaro aminy: sira, tantely tsy misy fofony na siramamy koa mety, ail, gingembre, thym, sauce huitre , sauce soja, huile.Tsara ataovy betsaka ny huile, karazana marinade izany.

Ataovy araka izay hitiavanao ny tsirony ny fatran'izy rehetra ireo dia avelao hilona 1heure fara fahakeliny ao anaty frigo.

Rehefa izay d atao anaty la four 150dgr d araka izay fahamasahany tianao koa no amelana azy ao.

D izay, bon app
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2933