Ohabolana ankehitriny

1. ktsif ( 26/10/2009 15:57)
betsaka ny fomba fiteny @ izao no mampme
alefaso ary

MAMPIFILAFILA OHATRY NY COMORIANINA MAHAY PIANO
novalian'i mmmhh ny 09/11/2009 13:44
2. Mirananirina ( 28/10/2009 13:24)
mbola hieritreritra fa tsy mahita
3. ramarkivy ( 29/10/2009 09:07)
tsy azoko n'dikan'le oe comorianina mahay PIANO
4. mmmhh ( 30/10/2009 11:07)
MIMENOMENONA OHATRAN'NY SINOA VERY ENTANA.
5. ktsif ( 30/10/2009 14:25)
ramarkivy:

tsy azoko n'dikan'le oe comorianina mahay PIANO

Ianao ve efa nahita cômorianina nitendry piano?
Za lou mbôla tsy nahita e!


6. rakapy ( 30/10/2009 14:44)
I Ali Hammed aloha dia komarian mahay mitendry piano, fa dia mampifila tokoa a! Tsy maintsy hanaovana maskita sy bonbo coco i lery vao mitendry hira iray @zay tsy vita hatramin'ny farany akory. :-D :-D :-D
7. xxx ( 30/10/2009 14:52)
Ry toto mawndjani ireny ataoko komorianina mitendry piano!
8. rakapy ( 30/10/2009 14:53)
Ry toto mawndjani ireny ataoko komorianina mitendry piano!

Fa ireny tsy mitendry raha tsy misy maskita e!
9. xxx ( 30/10/2009 14:55)
Fa ireny tsy mitendry raha tsy misy maskita e!
:D
10. ktsif ( 02/11/2009 06:59)
Ary mety ve raha atao hoe tsy fahita firy toy ny karana miompy kisoa?
11. milamm ( 06/11/2009 17:35)
saode oe tsy fahita firy toy karana kely maso,na vaza petak'orona :-D
12. mmmhh ( 09/11/2009 13:44)
MIRENIRENY OHATRANY VAZAHA TARA SAMBO.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2221