Bienvenue

1. shanella ( 19/10/2009 11:29)
Sali doly eeeeee!!!!!! Tongasoa ho an'ny tenako !!!
Tsitako oe aiza no tokn ho atao le sujet fa mbo te anoratra fotsn za e!!!
D miandry présentation avy @ forumiste rehetra ato kou!!!
Bonne semaine doly eeeeeee
novalian'i Papoose ny 04/11/2009 16:23
2. simplex ( 19/10/2009 12:32)

ie
tonga soa ho an'ny tenanao :)

:-*
3. botra10 ( 19/10/2009 14:49)
shanella:

D miandry présentation avy @ forumiste rehetra ato kou!!!
Bonne semaine doly eeeeeee

miarahaba andry tongasoa klongany de manoroka andry @ takolaka 2

za no ra Banàne 2m00 - 28cm00 bandy mahasosotra mahasosotra be :@
4. bobota79 ( 20/10/2009 05:47)
faly mandray anao dia mirary serasera mahafinaritra :-*
5. Mirananirina ( 20/10/2009 12:16)
bienvenue ary e
6. kotobekibo ( 20/10/2009 21:07)
tonga soa! d raiketo ny tafa ary e! :-*
7. mmmhh ( 21/10/2009 07:31)
Tonga soa iha !!
8. ravatorano ( 04/11/2009 12:12)
biz shanella !
d mbo asio sary ilay avatar e hihihi
9. Papoose ( 04/11/2009 16:23)
bobota79:

faly mandray anao dia mirary serasera mahafinaritra :-*


:-D :-D :-D hafa ndray le pseudo mitsena sy mandray an! :-D

eritrereto hoe eo am-baravarana manao tonga soa! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.191