Mitanisa

41. ikaretsaka ( 24/10/2009 11:30)
So de anakalo oooo
42. Dezy ( 28/10/2009 13:42)
Reo ny patalo tergal ramosé aa !,ohatrinona ny iray?? 150 é; mba ataovy 120 dia mba homeo patalo tergaux 2 ra mety éé
43. Papoose ( 28/10/2009 14:16)
sao dia hividy vcd @ le vingt ans madama????

ao ary fa misy koa le treza eee!!! (film porno izy manao an'io) :roll:
44. olite ( 30/10/2009 07:23)
3m2h >>> misôtra @ le fanazavana fa tapaka tanteraka ny tsinaiko ato !!slipooommm slipommm :^) :^) :^)
45. sanana ( 04/11/2009 21:21)
varikisoa o!
46. kwit ( 05/11/2009 11:54)
mlay be daol nareo kah !
merci fa tena nimeeee zay eh
47. Papoose ( 05/11/2009 18:02)
dia tena mime ve nareo eh :-P
48. rurale ( 10/11/2009 10:48)
danz daol e! tena mime b za :-D :-D :-D
Djamhal: tena nenao ko no tena sampona "le verre ato mora mme sy antsy fohy mora r'mse" :-D
49. johnnyandri ( 14/01/2010 12:39)
lakoly famandrihana voalavo eee...
50. maeva74 ( 14/01/2010 13:07)
fahamarinana:

:arrow: manga eto mora madama a! :-P (l)



:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
51. dahuily ( 19/01/2010 21:45)
Ny maraina am 8 eny @ tobin dasantsy eny !!!!
"koba vao mafana ramose aaaa ""
Ny hariva am 6 mbola io mpivarotra io ihany !!!
"koba mbola mafana ramose aaa "" :roll: :roll: :?: :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2663