Mitanisa

1. ktsif ( 15/10/2009 07:01)
DAL AMPASIKA ANJANONAÔTSA E!!!
Misy betsaka ny ohatr'io fahenontsika eny an-dalana eny
mba zarao e!
Etsy @ pavillon ohatra:
TADINA S'TIEN AO TRASPARÀ LOKOMENA MINIBÀ BAKÔLÀ GENINA SLIPÔM E!
novalian'i dahuily ny 19/01/2010 21:45
2. ni81 ( 15/10/2009 07:43)
pômady tigra na menaka mafana o!
3. fahamarinana ( 15/10/2009 08:08)
:arrow: manga eto mora madama a! :-P (l)
4. ni81 ( 15/10/2009 09:08)
manga eto mora madama a!
:-D :-D
5. ni81 ( 15/10/2009 09:09)
glasy eskimô na klarinety e! yaourta @ boara :-P mangatsitsika ooo
6. ikaretsaka ( 16/10/2009 00:02)
rzilverta manala ny tas rehetra panda odipotsy tanja manjosoa tompoko

ngodemisytavangy any nakapoaka nestle na kiranil tota na alinom tonta vidina oooooooo

manjaisa seza malalaka be (na efa tery be aza )
7. fetrakens ( 16/10/2009 05:32)
Hoy ity resevera taxi-be iray: " tanimena, kadifotsy, besarety, gérara ôôô!!" :-D
8. ktsif ( 16/10/2009 07:13)
ARARAOTY! ARARAOTY! DIMANJATO D'EFA M'KLAOTY
Isotry eo @ 4 chemin
9. nathie86 ( 16/10/2009 07:37)
nga dimanjato fa dimandrato hahahahaha
atambataro ilay frais antsika ao aloha ao eh, d ty ny transpotin :-P
arizato ny alamo ô, arizato ny alamo eh
10. nathie86 ( 16/10/2009 07:44)
sesikidoro ô, refa tsy lafo d dory ô
11. nathie86 ( 16/10/2009 07:45)
mpanefyyyyy na mpanamboatra elo ôooooooooo :wink:
12. ni81 ( 16/10/2009 07:57)
tavoahangy ooooooo

:D
13. ktsif ( 16/10/2009 11:47)
ty le pozna mahery vaika e
maty daôly n'aofots' paras' kadradrakakongoneh
14. ikaretsaka ( 16/10/2009 14:44)
telo dimanjato e le bakraro
15. Papoose ( 16/10/2009 14:59)
sperm'anosy analakeleeeeeee
16. Mirananirina ( 17/10/2009 12:11)
sperm'anosy analakeleeeeeee
inona zany papoose.Koba vao mafana ô snif snif te hihinana koba aho zany.Ilay eny aminy baraz be congeler fa tsara koa an.
17. fahamarinana ( 18/10/2009 09:16)
:arrow: :-D :-D :-D gravy daholo reto namako reto ! Tena mahatadidy nareo an ! :D (l)
18. ni81 ( 18/10/2009 10:10)
alamo o alamo o! arizato d mahazo

:)
19. ikaretsaka ( 18/10/2009 11:06)
Mirananirina:

sperm'anosy analakeleeeeeee
inona zany papoose.

Taxi be avy any ankatso izany dia izany nyataony rehefa eo ankadivato sy/na antsahabe eo (supermarket ambanidia=sperm)


20. kloonga ( 18/10/2009 12:08)
manga eto mora mosé, vera ato mora madama
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1779