Permis de conduire en France

1. xxx ( 06/10/2009 15:22)
Hono ho aho, mety ho ohatrinona kay no maka permis eto Frantsa . Izany hoe ny écolage @ auto-école (moyenne ) sy ny frais @ examens ?

Misaotra mialoha
2. xxx ( 06/10/2009 15:35)
1000 euros eo ho eo. Eo amin'ny 30/35h de conduite eo fa vitsy no mamela anao après 20h obligatoire
3. xxx ( 07/10/2009 11:19)
xxx:

1000 euros eo ho eo. Eo amin'ny 30/35h de conduite eo fa vitsy no mamela anao après 20h obligatoire



Misaotra anao,
ny tianao lazaina ve hoe na mahavita 20h aza ianao dia lalaoviny eo mba ho tonga 30 à 35h ?
4. xxx ( 29/11/2009 08:32)
arakaraka ny toerana misy anao io, aty aminay izao dia eo @ 700-800euros eo, +21h de conduite obligatoire. io prix io dia na manala examen code injato aza ianao ka tsy afaka d io iany ny prix, par contre, refa une fois manala examen conduite ianao ka tsy afaka dia mandoa 29euros par heure de lecon de conduite + 60euros examen de conduite! ka milofosa tsara @ conduite raha tsy te ho gorona. manginy fotsiny ny hoe ahazo toerana ve ianao rehefa hanao examen de conduite indray
5. Lejoba ( 02/12/2009 12:31)
ny anampiako kely azy fotsiny dia efa mahay vao mahazo permis. Tsy ohatry ny any @ tanàna hoe efa azo ny permis vao mizatra mitondra fiara.
Fa raha manam-potoana ijanonana miohatry ny 1 volana any Madagasikara dia ataovy any, avadika fotsiny iny tonga aty fa tsy misy manadina intsony
6. 08051972 ( 29/12/2009 22:38)
Hein! Tsy voavadika intsony ny érmis Gasy revô azo aorian'ny fahazoana mipetraka a ty France! zah ko mantsy mba efa nanao an'izany fa tsy neken'ny tany @ prefecture! Ex: Date d'entré 10/01/09 ; Date de delivrance du permis 01/05/09; De tsy eken-dry zareo .Vola very fotsiny fa avy eo tsimaintsy manala permis français!
7. diamondra27 ( 25/07/2010 21:52)
efa misy ilay 1 euro par jour ireny koa fa asa na mety na tsia.
fa eo am 1000 -1500 euros eo no manao azy.
Indimy manao exam ianao (taloha io fa tsy haiko intsony izao aloha)
ny code dia afaka mandeha isanandro ianao fa ny conduite dia 20h.

Raha vao tsy afaka iny 1er exam iny an dia sarotsarotra vao mahazo place hanaovana 2eme exam nefa tsy maintsy mbola mila miverina manao conduite ndray ianao dia tsara raha ilay forfait no alaina.

raha manana namana afaka mampindrana fiara de mitondra any am ireny parking na toerana malalaka tsy de misy olona firy ireny refa alahady

efa nisy fiovana be ny fakana permis zao, mila mahay mecanique rehefa manao test sns...

ty zany ny site we droit an
http://vosdroits.service-public.fr/F2828.xhtml

de ty ndray ny site we mila manadihady sns vao manapakevitra we iza ny auto ecole sns
http://www.permisdeconduire.gouv.fr/les-permis/le-permis-b/ecole-de-conduite-et-financement/choisir-son-ecole-de-conduite/les-bonnes-questions-a-se-poser/
8. diamondra27 ( 25/07/2010 21:58)
manaova aloha exercice kely eto e

http://www.permis-enligne.com/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.769