Mitady kodiarana fiara bonne occ eto Tana

1. Ysag ( 06/10/2009 15:04)
Salama daholo e

Ny fiara zany super 5 kite ireny e de mba mitady hoe aiza no misy le milay nefa tsy de lafao @kodiarana bonne occ e .

Ny reference zany dia 185/70/ 13 rah tsy /60 tsy de tsaroko tsara e

Mba omeo ny toerana lety ahitana sy ny vidiny approxiativement e.

Mankasitraka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1086