Baranjely voasesika- vegetarianina

21. cutie ( 13/10/2009 12:44)
fa ndry nga vegetariana ry soanja?
22. soanja ( 13/10/2009 22:17)
cutie:

fa ndry nga vegetariana ry soanja?


Miezaka aho fa mbola tsy tena. Rehefa mi-voyage aho dia tsy maintsy mihinan-kena ihany satria mora reraka fa rehefa any an-trano dia vejetarianina ihany no ady eo raha tsy hoe misy vahiny koa.


23. cutie ( 13/10/2009 22:19)
ny ahy trondro ihany no hena hohaniko :)
24. Ratoa ( 17/10/2009 17:22)
Izaho indray tsy tia ka, aleoko ilay endasina amin'izao na asiana lafarinina kely.
25. soanja ( 20/10/2009 09:21)
Ratoa:

Izaho indray tsy tia ka, aleoko ilay endasina amin'izao na asiana lafarinina kely.


ok


:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3156