Baranjely voasesika- vegetarianina

1. soanja ( 04/10/2009 14:08)
Mba te hahandro baranjely voasesika aho (stuffed eggplant). Sao mba misy manana resety momban'io ianareo. Tsy asiana hena raha possibla fa ny trondro mety. Mba te hiala amin'ny mahazatra e! Misaotra mialoha.
novalian'i soanja ny 20/10/2009 09:21
2. cutie ( 05/10/2009 00:08)
ito akia misy raha tian-jy
http://www.epicurious.com/recipes/food/views/Seafood-Stuffed-Eggplant-1024
3. bobone ( 05/10/2009 12:59)
:D :D saonja:

tena marina akia zany aleo miala @ mahazatra! trondro tena tsara tokoa atao ao anatiny ! ireny trondro be nofony ireny( na fFilao no fitenenana ny trondro aty! ! andrahoina fotsiny aloha dia rehefa mandotraka iny dia esorina ary hatao tsongo-nofotra hoy zahay aty na ny nofony ihany no alaina dia manao sôsy tomate ohatra na zavatra hafa dia ampiarahana ao ilay trondro avy eo !!! esorina ny ao anaty baranjely dia sesehana ilay trondro natao sôsy ilay barajely !!! andramo ihany fa soa io an! misy koa anefa tsy mampiasa tômate fa tongolo vodiny fotsiny no ampiasaina dia asesika anaty baranjely !!!
io akia no mba haiko an! mazotoa e! :-*
4. cutie ( 05/10/2009 13:33)

io akia no mba haiko an! mazotoa e!

de atao ahona ny fahandro an'le baranjely????
5. soanja ( 05/10/2009 23:57)
cutie:

ito akia misy raha tian-jy
http://www.epicurious.com/recipes/food/views/Seafood-Stuffed-Eggplant-1024

Ok andramoko indray zany io rahampisto. Misaotra aky an!

:-* (l)
6. soanja ( 05/10/2009 23:59)
bobone:

:D :D saonja:

tena marina akia zany aleo miala @ mahazatra! trondro tena tsara tokoa atao ao anatiny ! ireny trondro be nofony ireny( na fFilao no fitenenana ny trondro aty! ! andrahoina fotsiny aloha dia rehefa mandotraka iny dia esorina ary hatao tsongo-nofotra hoy zahay aty na ny nofony ihany no alaina dia manao sôsy tomate ohatra na zavatra hafa dia ampiarahana ao ilay trondro avy eo !!! esorina ny ao anaty baranjely dia sesehana ilay trondro natao sôsy ilay barajely !!! andramo ihany fa soa io an! misy koa anefa tsy mampiasa tômate fa tongolo vodiny fotsiny no ampiasaina dia asesika anaty baranjely !!!
io akia no mba haiko an! mazotoa e! :-*

Avy eo amin'izay ampidirina anaty lafaoro ve ny baranjely sa endasina sa andrahoana aky? Misaotra indrindra. Ilay baranjely japoney ireny no tena tiako saingy ireny tsy manana nofotra loatra.

:-* :-* (l)
7. cutie ( 06/10/2009 13:44)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 06-10-2009 01:57:38
Lohateny : Re : Baranjely voasesika- vegetarianina
Hoy i cutie:

ito akia misy raha tian-jy
Jereo eto

Ok andramoko indray zany io rahampisto. Misaotra aky an!

de lazao za refa nety le izy fa mba hanandrana koa fa za manko mbola tsy nihinana eggplant mitsy hatramizay taty, tany dago za no efa nihinana fa natao beignet le izy t@ zay :)
8. soanja ( 06/10/2009 22:31)
Betsaka ny olona tsy dia mihinana baranjely satria tsy mahazatra azy tokoa. Misy texture hafahafa koa izy rehefa hanina ka mila fahazarana ny mitia azy. Zah anefa dia tena io no tena tiako raha samy sakafo satria betsaka ny fomba azo andrahoana azy ka ahitana tsirony samihafa. Ny grilled eggplant sandwich miaraka amin'ny goat cheese sy roma tomatoes no tena favorite-ko. Fa raha vao tsy ovaovana koa ny sakafo veggie dia mankaleo. Misy namako isaky ny mihetsika dia laisoa nefa zah tsy mahazaka fofona laisoa eo ampandrahoana azy. :)
Ny baranjely nahandro sinoa: zany hoe stir fried miaraka amin'ny tongolo sy epices koa tsara.
9. cutie ( 06/10/2009 23:05)
hay mba handeha hanandrana hividy eggplant za zany :)
10. soanja ( 08/10/2009 00:16)
Natsiro le izy Cutie. Nasiako oram-baranga koa ilay ka tena afapo aho. Misaotra
11. cutie ( 08/10/2009 00:31)
hay tsara zany, za vo hanandrana @ ty WE ty fa tuna no ataoko fa tsy crab :)
in akia le oram-baranga?
12. bobone ( 08/10/2009 07:37)
:D :D :D tonga dia hatao anaty lafôro akia an! dia mazotoa homana njy !!! :-* :-* :D :D :D
13. soanja ( 08/10/2009 14:18)
cutie:

hay tsara zany, za vo hanandrana @ ty WE ty fa tuna no ataoko fa tsy crab :)
in akia le oram-baranga?

Crayfish no oram-baranga raha tsy diso aho.

14. cutie ( 08/10/2009 21:32)
Mpandefa : soanja [ Valio ] 08-10-2009 16:18:23
Lohateny : Re : Baranjely voasesika- vegetarianina
Hoy i cutie:

hay tsara zany, za vo hanandrana @ ty WE ty fa tuna no ataoko fa tsy crab
in akia le oram-baranga?

Crayfish no oram-baranga raha tsy diso aho.

ok :)
15. soanja ( 09/10/2009 01:32)
Zah tsy mba tia le crabmeat fa fake loatra fa aleoko tena mividy le vrai king crab de avy eo amin'izay karakaraiko, tsongo nofotro. Iny matsiro be sady azahoana ron-tsakafo tsara tokoa handrahoana handemena ilay baranjely ihany. :D
16. cutie ( 09/10/2009 18:29)
hay aty tsy de misy an'reny fa na misy aza de lafo be fa aleo tuna no ataoko :)
17. cutie ( 12/10/2009 13:38)
Nataoko le izy ry soanja omaly fa tena nilay a :wink:
18. soanja ( 12/10/2009 13:45)
cutie:

Nataoko le izy ry soanja omaly fa tena nilay a :wink:

Zany ve! Tsara aky zany. Mety ho tia baranjely amzay zany njy?

Misy resety hoe eggplant parmesan izay dia ny vahiniko tia an'io matetika. Andramo anie sao tiandry rehefa malalaka iny an.

http://elise.com/recipes/archives/000220eggplant_parmesan.php

Bisous!

19. cutie ( 12/10/2009 13:52)
ok akia efa henoko koa io eggplant pamersan io fa andramako zany @ manaraka. Lasa tia eggplant za ka hihihihihi. :-* :-* :-* :-*
20. soanja ( 12/10/2009 16:35)
cutie:

ok akia efa henoko koa io eggplant pamersan io fa andramako zany @ manaraka. Lasa tia eggplant za ka hihihihihi. :-* :-* :-* :-*

Mahafinaritra izany. Mahasalama koa izy ireny ka isaorana Andriamanitra.

:-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6975