Resaky ny totozy 3

1. Bita ( 03/10/2009 13:53)
Nisy totozy 3 hono niresaka. Dia hoy ilay voalohany: Rehefa mahita sakafo aho ka fantantro fa misy poizina dia tsokiriko izay faritra misy ny poizina dia hohaniko ny ambiny. Dia hoy ilay totozy faharoa. Rehefa mahita haratona totozy aho ka muis sakafo tsara ao anatiny dia asiako kaliny ny varavarana hidirako ao dia alaiko ny sakafo avieo aho mivoaka dia hidiko. Ny iray tsy niteny fa lasa niandeha. Dia hoy ilay totozy 2 hey miverena fa ianao tsy mitantara fa ho aiza ianao? Dia hoy izy handeha hihinana ny sakafon'ny sakanay aho.....Ahoana hoy ny totozinareo:lol: :lol: :lol: :lol:
novalian'i ZoRajoela ny 13/10/2009 19:04
2. rhina ( 03/10/2009 14:07)
:P :P :P
3. endrika01 ( 04/10/2009 12:32)
hozizy ny totozy hafa,aleo miery anaty lavaka,fa rehefa miakatra ny vary eny an-tsaha dia ahy irery ny sopitra lehibe=))=))=))=))=))=))=))=))
4. nathie86 ( 05/10/2009 05:55)
tsy ilaiko tsony zany ilay saka ao ra izany, hahahahah, ny totozy ndray no midefier azy :lol: :lol:
5. Mirananirina ( 06/10/2009 13:00)
mihinana ny tenany izy zany ko
6. ZoRajoela ( 13/10/2009 19:04)
Totozy optique ka tsy mlia afatsy accumulateur
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1265