Fumaison

1. Ratoa ( 02/10/2009 23:43)
Mivarotra lard fumé, saosisy fumé, saucisson, trondro fumé sns...Manao sur commande koa. Apetraho eto ny hafatra sy dinidinikao, ary koa ny fanontanianao raha mila fanazavana fanampiny ianao.
novalian'i Ratoa ny 09/10/2009 17:26
2. ketaka67 ( 09/10/2009 07:08)
manao ahoana ratoa,
fa angaha nareo afaka manondrana ho an'le havana any ivelany?
3. Ratoa ( 09/10/2009 17:26)
Madagasikara ihany ka. Raha misy mila ve any ivelany tsy hitadiavana clé sa ahoana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0835