voaraoka mopera tao @ ONU

1. zoam ( 28/09/2009 18:13)
ny tena marina dia i ra8 no tokony tany ONU saingy le ambasadera zina any new york no namadika ny baolina sy nanova ny anarana tao,jereo fa voarohirohy t@ afera maloto mikasika an'io ry zareo sy tsaranazy jean emile
araka ny voalazan'ny gazety iray aoGB ao donc mbola mitohy ny enquete
voalaza fa nanakarapoka mafy ny varavaran'ONU ihany koa andry tgv sady mbola nikafara ,izany ve no mba president mendrika hitondra
novalian'i diloo ny 01/10/2009 00:36
2. xxx ( 28/09/2009 19:03)
Faikany mihintsy le zina zinadoza io fa raha misy porofo ange dia afaka mitory azy ny GTT any amerika é,ary RADOMELINA efa RATSY TAIZA hatra^zay niainany tsy mahagaga raha manakapoka varavarana .
FAIZO IO ZINA ZINA NDOZA io fa OBAMA TSY POUR RADOMELINA koa tokony hatao izay higadran'io ,zavatra tsy dia sarotra angamba ,inona lava aza no natahoran'io ZINA TSY vanona andra8!!!
3. locl ( 28/09/2009 19:06)
Ka tokony hofaizina mafy io Zina io izany
4. xxx ( 28/09/2009 19:26)
ny fisolokina sy ny hetraketrak'ireo tsy maintsy misy farany ihany ,jereo fotsiny ny mentalité ny mpanohana azy eto @ serasera tena mirefarefa be @ tany
5. xxx ( 28/09/2009 20:19)
xxx:

Faikany mihintsy le zina zinadoza io fa raha misy porofo ange dia afaka mitory azy ny GTT any amerika é,ary RADOMELINA efa RATSY TAIZA hatra^zay niainany tsy mahagaga raha manakapoka varavarana .
FAIZO IO ZINA ZINA NDOZA io fa OBAMA TSY POUR RADOMELINA koa tokony hatao izay higadran'io ,zavatra tsy dia sarotra angamba ,inona lava aza no natahoran'io ZINA TSY vanona andra8!!!
`

Noue , f`angaha rehefa tsy manaiky ho faty ho an`i Ravalo ohatry ny ianao ny olona dia lazaina fa faikany ,
Ary i Narisoa Rajaonarivony mpisoma vehivavy ao @ ambassade izany Tsy faikany ,hinoako fa misy raha hitako fa tsy hambarako eo aminareo sy Narisoa Rajaonarivony.


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. Papoose ( 28/09/2009 20:37)
aoka ndray aho aloha hihomehy @ komerazy politika ato!!!! :-D
7. zoam ( 28/09/2009 20:56)
mnao ahoana papoose :* :* :*
8. Papoose ( 28/09/2009 21:02)
manao ahoana zoam!
9. zoam ( 28/09/2009 21:11)
liana be mihitsyeto @ searasera politika an
10. Papoose ( 28/09/2009 21:17)
ohatranao :�)
11. diloo ( 28/09/2009 21:33)
Zoam--->Sali

araka ny voalazan'ny gazety iray aoGB ao donc mbola mitohy ny enquete

Hamarino kely io gazety io fa manjary lazain'ny sasany fa "intoxe" eo indray io.

Ronaldo09--->Sali,
Ary fantatry ny ONU anie ny anaran-dRavalo sy ny fasana ilevenan'ny fatiny ao Pretoria ao fa tsy nandefasana fanasana fa matoa i President Andry nahazo izany dia izy no role amizao! 25-09-09


Ary ilay rôle toa lasa nivadika sans qualité, sans valeur, amin'izao ry Ronaldo09.
Fa ahoana kle? Inona indray iny foplisation voalazan'i Zoam io ambany io.
Ary toa tsy rôle amin'izao ilay izy fa lasa bandit sans valeur kle(mandaka vitre).

Zoam-->
ny tena marina dia i ra8 no tokony tany ONU saingy le ambasadera zina any new york no namadika ny baolina sy nanova ny anarana tao,jereo fa voarohirohy t@ afera maloto mikasika an'io ry zareo sy tsaranazy jean emile


Hamarino koa io. Raha marina io dia tokony tsy avela @'izao, ary tokony ampahalalàna ny vahoaka manontolo.
Fa dia misoatra aloha mampita io vaovao io.
Ky! Tena fopla sy sans valeur marina raha izany tokoa no izy:dia voafitaka ny HAT foana ve ny malagasy kle!

:?: :?
12. Papoose ( 28/09/2009 22:49)
manin raha mba ampianao izy diloo a! :-D
13. dadabe ( 28/09/2009 22:50)
:-@ :-@
14. pikatti ( 28/09/2009 23:09)
refa sans valeur lesy dadabe de mba sans valeur a,lery ihany anie no nitomany an'io anarana io ka inona ndray, tsy tokony hisaotra ary ve lery @ io klé :-D :-D
15. diloo ( 29/09/2009 00:21)
Eny ary e, Papoose an

Cas Zina:

Fitadiavana kely hita:

Zina ara-dalàna:

L'Ambassadeur Zina ANDRIANARIVELO- RAZAFY a de nouveau souligné l'engagement de Madagascar pour l'atteinte des Objectifs du Millénaire pour le développement (OMD) par le biais de la réalisation du Madagascar Action Plan (MAP). Ce festival prévu au mois de juin 2008 constituera un effort important pour galvaniser l'opinion publique autour de la réalisation des OMD.

http://www.sobika.com/madagascar-informations/news_858.php

L'Ambassadeur a eu l'occasion de relater les récents évènements qui se sont succédés dont la réélection du Président Marc RAVALOMANANA à la magistrature supéme, et les résultats du Référendum. Il a rappelé l'importance de la participation effective de tout un chacun pour la réussite de Madagascar Action Plan( MAP) et a informé la diaspora de la récente élection de Madagascar au Conseil des Droits de l'homme des Nations Unies.


http://www.madanight.com/madagascar-reportage-photo_745.htm

Zina et Madagate pro Ra8 le 28 juillet 2008
http://www.madagate.com/nature/environnement/210-new-york-presence-permanente-et-spectaculaire-de-madagascar-au-bronx-zoo.html

-Zina mamadika palitao sy voan'ny enquéte tao GB BB:

* Les noms de Zina Andrianarivelo-Razafy, et du Colonel Jean-Émile Tsaranazy ont été cités dans un scandale de corruption impliquant la société Mabey & Johnson sur l’obtention de contrats à Madagascar. Zina Andrianarivelo-Razafy, classé pro Rajoelina, est représentant permanent de Madagascar à l’ONU

One of those on the list is Zina Andrianarivelo-Razafy, a diplomat who represents Madagascar at the United Nations and was previously the country's ambassador to the United States.
http://www.guardian.co.uk/business/2009/sep/25/british-bridge-mabey-johnson-bribes

- 18h30 - Une gifle de plus pour Rajoelina. Ce matin, il a disparu de la liste des intervenants malgré les efforts de l'Ambassadeur Zina Andrianarivelo-Razafy, qui profitant de sa connaissance des faiblesses de l'administration Onusienne, a réussi à le glisser dans la liste de la délégation officielle avec un titre pompeux "Président de la Transition". Force est de constater que l'intervention continue de la Diaspora Malgache et des légalistes de Madagascar a porté ses fruits.

Izay indray aloha fa mitombona ny kozin'i Zoam fa tsy intoxe ka

:wink:
16. Mirananirina ( 29/09/2009 12:05)
ny tena marina dia i ra8 no tokony tany ONU saingy le ambasadera zina any new york no namadika ny baolina sy nanova ny anarana tao,jereo fa voarohirohy t@ afera maloto mikasika an'io ry zareo sy tsaranazy jean emile
Zavatra hita sady mazava be anie izany eh.Olona mpanakorotana fanjakana,nangalatra manko e,dia hahazo alalana hivory any.Koa tsy aleon'olona rehetra manongapanjakana daholo :roll: :roll: :roll:
voalaza fa nanakarapoka mafy ny varavaran'ONU ihany koa andry tgv sady mbola nikafara ,izany ve no mba president mendrika hitondra
raha tena marina tokoa izany dia asa re eh!!!neveriny fa mbola salle de spectacle tao zany,fanaovana DJ io.
17. Papoose ( 29/09/2009 21:03)
aiza ihany ary le tena marina fa mbola ipotezy no be de be
18. diloo ( 29/09/2009 22:00)
Dia mba anjaran'i Papoose indray ary no mijery vaovao hanamafisana ny potezy ary e. :)
19. fijo ( 29/09/2009 22:34)
rariny kosa lekely rah anandaka varavarana ko,efa mba naika hoery ambony ery,kay tsy tafanika indray ve ko........efa naika role anie lery,fa kay bandy beeeeee
20. Papoose ( 29/09/2009 22:52)
diloo, za mijery vaovao sy manaraka ka!! betsaka ny sources fa za ndray dia tsy hanao copier coller eto zany hampitaha hoe zao no nolazain'i ranona sy ranona ... :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.2519