Mpivarotra mahay

1. Bita ( 28/09/2009 15:05)
Nisy fivarotana lehibe vao nisokatra. Alohan'ny hisokafany dia nanao fanandramana ny filoha raha tsara ireo entana amidy ao anaty magazay. Mba ahafantarany hoe tsara sa ratsy, samy nasainy nitondra entana amidy avokoa ireo mpivarotra ary nasainy manao publicite any @ fianakaviany avy. Dia tafaverina ireo mpiasa rehetra ary dia samy nahalafo ny entany daholo. Dia nanontany ilay lehiben'ny fivarotana. T@ iza no nivarotanao ny entanareo? t@ vadiko, t@ sipako.... Hoy ry zareo hoe: satria hono tiany izahay... hoy ny iray satria sao hono afaka asa aho raha tsy lafo ny entako...... :roll: :roll: :roll:
novalian'i princes ny 01/07/2010 19:39
2. Lejoba ( 01/10/2009 22:13)
tany @ mpanao asa soa......ho fampiononana sy fampaherezana....
3. Mirananirina ( 09/10/2009 11:07)
:-D :-D :-D
4. princes ( 01/07/2010 19:39)
IN ARY ZANY? NIS RANGA ONO EFA ZATRA MIVOAKA @ WC MALOTO B MIITS D IN1 ANDRO HONO IZY NIAKATRA NY VILLE D NIDITRA TAO ANATY WC FOSSEPTIQUE MADIO B SAD MILAY B D TEO ONO D TEO TS NAHALATSAKA MIITS EFA ELA B.
DE AONA OZY LE WC T@ FARANY NOHON NY TS NALATSAKA MIITS LE RANGA FA ELA LOATRA?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2846