fampiasam bolo

1. noelinah ( 25/09/2009 10:26)
BA Toroy HEVITRA AZAFADY IZAO Lé izy nahazo vola t@ anjara lova za ato ka tiko ampiasaina lé izy. NY TIKO ATAO ZANY NANAO VACANCE TANY @ PROVINCE NY TENAKO DIA HITAKO FA MIJALY MATERIELLE FANAOVANA TRANO TOY NY CIMENT FER CARREAU BIDET SNS KA TE HANANGANA MAGASIN HAMAROTRA AN IO ANY NY TENAKO;ka ra ba misy afaka manome torohevitra agna defa isaorako aloa ka ireto ny fanontaniako
1:demarche admnistrative tokony ataoko
2:iza no tokony hifampiraharako ba ahazoako an reo materielle zany hoe grossiste efa misy eto tana vé
3/HAY ARY TIKO TENENINA ANAREO MONTANT Lé VOLA SAO TSY AFAKA HANANGANANA an lay izy fa 150 000 000 FMG;
merci eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6842