miarahaba

1. magasy ( 25/09/2009 07:06)
manaona daolo e!!!
faly miarahaba anareo rehetra magasy!! de faly mandray anreo zay te hifanerasera ko, de mrar soa hatran e!!
2. ni81 ( 25/09/2009 07:25)
manaona daolo e!!!
faly miarahaba anareo rehetra magasy!! de faly mandray anreo zay te hifanerasera ko, de mrar soa hatran e!!
manahoana e! Faly mandray anao koa e!
3. nathie86 ( 25/09/2009 10:29)
tongasoa eh :) raisiko an-tanan'droa
4. fahamarinana ( 25/09/2009 10:56)
:arrow: tonga soa i magasy e ! Dia eto ndray zany mitafa e! :D
nathie sy ni : :-P :-D :-* (l)
5. ni81 ( 25/09/2009 11:28)
tonga soa i magasy e ! Dia eto ndray zany mitafa e!
nathie sy ni : :-P :-D :-*
inona indray ty mampme an'ibozy eo? :-P :D tsika ange tsy ranon'ikopa ry nao ka tonga namana vao mavomavo e! hum ! tadidio io! sa ahoana ry nathie? :-*
6. nathie86 ( 28/09/2009 08:28)
=)), marina zany ni an loool
7. kwit ( 29/09/2009 06:09)
tongasoa i magasy eh ! :-*
8. kotobekibo ( 29/09/2009 19:03)
faly mandray an'i magasy ho namana e! ;-)
9. Papoose ( 29/09/2009 21:16)
zay namana vaovao hono mila misafosafo ny kibon'i koto daholo :-P
10. kotobekibo ( 30/09/2009 20:57)
ny kibo no tena important , fa raha mazoto tsy maninn raha atao koa ny loha , ny vatana , ny ratsambatana .
=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1746