You are here: home > Forum

ndao hilalao ndray eh !

Lohahevitra : Hatsikana sy lalao
Fitohizan'ny hafatra : ndao hilalao ndray eh !
Valiny : 14
kwit - 23/09/2009 12:15
tsissss ratsy saina !
Chers amis,
Amusez-vous bien!

CALCULATRICE AUTORISEE

> Fais cet exercice de maths surprenant. Il dure seulement 20 secondes.Tout ce
que tu dois faire c'est suivre les instructions et surtout ne pas lire
la fin avant d'avoir fait les calculs,ok? Commençons!

> > 1. Décide le nombre de nuits par semaine durant lesquelles tu aimerais faire l'amour.
>> 2. Multiplie ce chiffre par 50.
> > 3. Ajoute 44 au résultat.
> > 4. Après multiplie par 200.
> > 5. Si cette année tu as déja fété ton anniversaire, ajoute 109.
> > Sinon ajoute 108.
> > 6.Dernier pas:soustraie ton année de naissance (par exemple,soustraie 1941,1973, etc.) au résultat obtenu.
> > Une fois la soustraction faite, tu devrais obtenir un nombre de cinq chiffres.
> > Donc



Le premier des 5 chiffre t'indique le nombre de nuits par semaine où il te plairait de faire l'amour, non?
> > Mais c'est pas tout.
> > Les deux derniers chiffres correspondent à ton âge.
> > Mais le meilleur va venir.
> > Les second et troisième chiffres indiquent.....

> > LA POSITION QUE TU PREFERES HONTEUX !!!!!!
Valio | Miverina eny ambony
rhina - 23/09/2009 12:26

domage fa tsy aiko oe ra telle chiffre dia aona d ra telle chiffre dia ahoana
Valio | Miverina eny ambony
nathie86 - 23/09/2009 12:49
boffffff, tsy mety diso beuh, ilay chiffre 1 ihany no marina :-D :-D :-D
Valio | Miverina eny ambony
RATOVOARY - 23/09/2009 14:00
Citation Mais le meilleur va venir.Les second et troisième chiffres indiquent.....
De na hamadibadika ohatry ny inona aza dia ao foana ireo chiffres ireo. :-D :-D :-D :-D
Valio | Miverina eny ambony
peta83 - 23/09/2009 14:02
:wink: eny e , le position tena tiko alo mety tsy marina fa na izany aza misy chiffre mifamono ao e!
Valio | Miverina eny ambony
Papoose - 23/09/2009 15:44
tsy mandaitra @ minera le kilalao nefa za mbo saika hilalao, :evil: :-D
Valio | Miverina eny ambony
ikaretsaka - 23/09/2009 16:42
andraso @ taona ho avy fa mbola ho leo foana ianao ranabavy
Valio | Miverina eny ambony
Papoose - 23/09/2009 19:23
...
Valio | Miverina eny ambony
RATOVOARY - 24/09/2009 07:07
Ika>Ela loatra aminy raha @ taona ho avy fa ataovy hoe enimbolana sisa dia efa izy..... :-D :-D :-D
Valio | Miverina eny ambony
Papoose - 24/09/2009 21:07
ratovo..tsy taitra tsy maika nefa tsy tara tsika ka!
Valio | Miverina eny ambony
RATOVOARY - 25/09/2009 07:28
Ary mety efa nisy sava ranon'ano angamba a!
Valio | Miverina eny ambony
Papoose - 25/09/2009 20:47
k'efa hoe tsy maika koa sava ranon'ando @ ahoana aza :�)
Valio | Miverina eny ambony
dadabe - 01/10/2009 11:10
@manaraka less zalahy raha azo atao dia ataovy teny gasy fa zahay tsy mahy teny frantsay a
Valio | Miverina eny ambony
Lejoba - 02/10/2009 00:00
rhina> koa nahoana no mihomehy raha tsy mahay?
=)) =)) =))
Valio | Miverina eny ambony
Mirananirina - 09/10/2009 13:40
:-D :-D :-D
Valio | Miverina eny ambony