ndao hime
7. kwit
(
20/09/2009 09:29)
rhina:
kwit ko ranga mamitaka tsssssssssssssh
Azafad rhina fa tsy nety le izy ah ,aleo fa enarako le mandefa an le video de avy eo alefako
8. Simpona
(
21/09/2009 10:39)
Ary bobaka be ny voafitaka tato, ... za koa aza mba tratra ko :lol: :lol: :lol:
Mbola misy ho avy zao eo...
Ndao mime e :lol: :lol:
Mbola misy ho avy zao eo...
Ndao mime e :lol: :lol: