Aza mba alika ihany woa!

1. peta83 ( 18/09/2009 09:22)
...Tamin'izany andro zany dia nampivory ny biby reetra Atra, ka rehefa nande ny fivoriana dia nisy biby nagetotra! tezitra mafy Atra ka nanontany "Iza lay nagetotra teo?" tsy nisy niteny, mbola namerina nanontany iany fa mbola tsy nisy namaly ireto biby, farany Izy de niteny hoe "fantatro ngeh le nangetotra teo refa tsy hisy hiteny nareo e! otran tato akaiky ny alika sy ny liona tato le izy", bola tsy nisy nihetsika iany ireto alika sy liona, ary vao maika nahatezitra mafy an'Atra izany ary dia niteny Izy ny farany "fantatro fa nareo aleo alika no nangetotra teo koa manomboka izao dia ho tenenina amin'ny anaranareo daolo izay zvtr ratsy reetra!" ka izany ono no nahatonga ny olona miteny hoe: lelikalahy ty, manao fiainan'alika, lelikamaty ty sns...(zay efa aintsika ankehitriny). ary ankehitriny dia izany ono no mahantonga ny alika mifampiroka vody refa miaona satria mbola mifampanontany ry zareo hoe "ela ve le nangetotra tamin'iny, ela ve le nangetotra tamin'iny ???" . Zay lay tantara kely d mazto daolo e! :D
novalian'i fetrakens ny 23/10/2009 07:39
2. nathie86 ( 18/09/2009 11:06)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. kwit ( 18/09/2009 11:55)
kozy kousssaaaa leeeeeeeeeeee
hihihihihihi
4. xxx ( 18/09/2009 12:32)
http://www.youtube.com/watch?v=26MrRk9uer4&feature=player_embedded
5. kwit ( 18/09/2009 12:33)
nataoko exemple io kay mety ihany le jereo eto kay
6. rhina ( 20/09/2009 08:47)
:-D
7. Mirananirina ( 09/10/2009 10:54)
:-D :-D :-D
8. fetrakens ( 23/10/2009 07:39)
Milay kosa zany resa-ketotra zany a! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5138