ahoana kay

1. kwit ( 16/09/2009 11:33)
aona kay no fanaovana le oe jereo eto , fa misy zavatra tiako ampiseho anareo fa tsy haiko ny mitelechargé anazy atao ato
Merci
novalian'i rhina ny 20/09/2009 08:52
2. Bazily ( 16/09/2009 12:34)
aona kay no fanaovana le oe jereo eto , fa misy zavatra tiako ampiseho anareo fa tsy haiko ny mitelechargé anazy atao ato
Merci

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/bbcode.help :-D :-D :-D Tena serieux io fa araho antsakany sy andavany.
Tokony ho tary @ Momba ny serasera koa aloha ianao voalohany vao nanketo fa tsy manao hitsindalana be ohatr'ity
3. nathie86 ( 17/09/2009 06:02)
bazil ko zany an :-P
4. rhina ( 17/09/2009 11:39)
aiiiii
mananiany ve le ahoana kay e!!!* :lol:
5. Bazily ( 17/09/2009 13:19)
bazil ko zany an
Tsia; tena izay no tokony nataony raha tsy hainy ilay izay.
Angamba i kwit avy namaly tao ambany tao dia tsy tafavadika dinika intsony fa avy di nitravatrava teto.
Alefaso @zay le zvt ry kwit fa sasa-miandry ny kill ah! sa efa lasa,nefa toa tsy re tsaika le fitsiritiny.
6. kwit ( 18/09/2009 04:27)
Bazily:

bazil ko zany an
Tsia; tena izay no tokony nataony raha tsy hainy ilay izay.
Angamba i kwit avy namaly tao ambany tao dia tsy tafavadika dinika intsony fa avy di nitravatrava teto.
Alefaso @zay le zvt ry kwit fa sasa-miandry ny kill ah! sa efa lasa,nefa toa tsy re tsaika le fitsiritiny.


Ndraso lou fa tena tsy haiko fa tsy mananiany zany za.Mapme b ne zany eh
7. kwit ( 18/09/2009 04:38)
ze afaka manome adresse mail de alefako any le izy de avy eo ,alefanareo eto amin'ny forum , fa tena tsy haiko mitsy ny mndefa azy na de efa nanaraka reo torohevitra reo aza zà , tsy woe tsy te hi cache tete a , fa tena tsy haiko eh
8. nathie86 ( 18/09/2009 05:59)
ny manao io jereo eto io copier ftsny ilay lien d coller d zay, fa in mo no tena sarotra @ ilay iz, refa liens no apetraka eo d tonga d manome automatik oe jereo eto.
9. Bazily ( 18/09/2009 06:53)
jereo eto
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D azafady fa tsy nety =)) =)) =)) =))
10. kwit ( 18/09/2009 07:14)
ndraso ary fa andramako
tsssssss tsy mety eh , copieko le izy de mety fa ametaka azy anaty le hevitra za de tsy misy woe paste le , donc tsy mety , le izy kou anie video eh.
Tsy mananiany za fa serieux eh
11. RATOVOARY ( 18/09/2009 07:38)
ilay lien fotsiny no apetaka
oh hoe http//..........sns........ ohatra dia mivoaka automatique ilay jereo eto io
12. kwit ( 18/09/2009 08:12)
oka fa tsy mety eh , ndao hiova sujet
13. kwit ( 18/09/2009 08:15)
Aleo ty ndray no atao mampivanitika fa ty tsis sary de mety alefa sad mora b

LA CRÉATION...
Au moment de la Création, Dieu doit harmoniser tous les animaux pour qu'il y ait un équilibre naturel mais comme cela l'ennuie, il délègue à Saint Pierre :

- Tiens, voilà la liste des animaux, débrouille-toi pour que tout se goupille bien.

Saint Pierre revient voir Dieu le lendemain et lui dit :

- Voilà, Dieu, j'ai tout bien fait comme Vous m'avez dit : les ours ont des griffes pour ouvrir les ruches, les dauphins ont un évent pour respirer, les caméléons ont une langue pour chasser les moustiques... Y'a juste un truc qui bloque en toute fin de liste. J'ai tourné ça dans tous les sens mais y'a rien à faire : le zèbre ressemble beaucoup trop au cheval.

- Fais-moi voir ça.

Dieu prend la liste, la regarde un instant et la rend à Saint Pierre en disant :

- Mouais bon, c'est pas grave, t'as qu'à le rayer.

14. rhina ( 20/09/2009 08:52)
hihihi tsara kosa io zebra io ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3801