Resaka jesosy

1. dangytsmaty ( 16/09/2009 11:00)
Inona ary no nolazain'i Jesoa t@ ireo namantsika azy(ilay nikapoka fantsika mihintsy)teo ambony hazo fijaliana?
novalian'i Papoose ny 17/09/2009 20:12
2. kwit ( 16/09/2009 11:03)
ozy izy oe ,za tsy namanan lah tsony ratsizay
3. tywa68 ( 16/09/2009 11:18)
Haninn ato @ hatsikana zany ? tsy mampmé :lol:

34 Dia hoy Jeso: Raiko, avelao ny helony, fa tsy fantany izay ataony. :-w
4. nathie86 ( 16/09/2009 12:13)
tywa :-D :-D :-D :-D
5. tywa68 ( 16/09/2009 12:28)
lay ps dangytsymaty no mampmé an'i Nathie86 e :-D :-D
6. Papoose ( 16/09/2009 21:16)
hatraty ka hatrary io :^)
7. nathie86 ( 17/09/2009 05:58)
=)) zany v =))
8. bobota79 ( 17/09/2009 06:47)
mbola ampio koa ny ilany fa mitady hianjera za
9. Papoose ( 17/09/2009 20:12)
mila appui beu mintry veu zany? :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1832