mitady olona hanao business

1. boboum ( 15/09/2009 08:04)
bonjour eeeee
oLONA ATY ANDAFY AHO. Fa hanao zavatra any madagascar ka mitady olona aho hanome ahy renseignement prix @ ireto zavatra manaraka ireto ifanarahana ny prix alefa western union.
Ka mila zavatra matotra
ireto ary an
Fournisseur
papier a0
a1
a2
a3
Encre en litre toute marque
Papier transfer fanaovana impression tee shirt
fournisseur tee shirt vierge
Valio @ ity aho an mila serieux fa misy recoupement
Maika be
novalian'i sitraka10 ny 07/04/2016 13:26
2. boboum ( 15/09/2009 08:06)
adinoko valio @ itty mail ty aho fahmiary@yahoo.fr
3. hery ( 15/09/2009 08:48)
Jereo koa fa mety azonao ampidirina ao amin'ny http://bizna.serasera.org io
4. LibrePenseur ( 02/10/2009 16:36)
Raha azoko tsara dia karazana prospectus de prix izany no ilain'ny boboum sa diso aho?

http://guide-volavita.com
5. LibrePenseur ( 02/10/2009 16:41)
Raha azoko tsara dia karazana prospectus de prix izany no ilain'ny boboum sa diso aho?

http://guide-volavita.com
6. jesuisla ( 24/01/2012 19:50)
Tsy mazava amiko. Prix any andafy ve no tadiavinao sa ny prix aty aminay?
Tsara mba asiana précision ihany lay izy, fa misalasala b ihany aho
7. sitraka10 ( 07/04/2016 13:26)
bjr!Mbola ao ve ity olona ity fa mba sendra itako le annonce de intéresseé za. Afaka mifanaraka sy manome info za,merci ra mety mbola valable io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2877