Miparé

1. Bita ( 11/09/2009 13:31)
Tonga teo @ fandrotsahana vola ao @ banky ity Rafotsy be iray. Dia nanontany ilay mpoiasan'ny banky hoe ohatrinona ny vola arotrsany? Dia namaly ilay rafotsy hoe 1000.000 ariar. Fa mba taiza no nahazahoanao izany vola be izany hoy ilay mpoiasan'ny banky? Miparé @ olona aho hoy ilay Rafotsy be. Mandrosoa ianao atyy @ filoha ny banky hoy ilay mpiasa fa misy taratasy tsy maintsy ho fenoinao.....
Notolorin'ilay mpiasa an'ilay filoha ilay Rafotsy be ary dia navelany irery tao... Dia mba gaga koa ilay filohan'ny banky hoe ahoana no hananao vola be tahak'izao. Dia hoy ilay Rafotsybe niloka aho. Miloka ahoana? Ka hiloka amiko ve ianao hoy izy? Inona ary hoy ilay Filohan'ny banky. Ny mahalehilahy anao hoy izy telozoro omenao 20.000 ariary aho raha marina izany fa raha tsia kosa izaho mandoha aminao. Rahafaka ampitso @ 10 ora maraina aho tonga miara mijery isika....miaraka @ vavolombelona 2
Eny ary hoy ilay Filohan'ny banky....
Ny 2 alina tsy natory ilay filohan'ny banky fa nijery ny mahalehilahy azy foana ary nanontany ny vadiny sny namany hoe 3 zoro tokoa ve ny filöahian? Ary ny olona rehetra namaly fa normaly mitovy @ rhetra... Afaka ahiahy izy ary nifoha maraina fa ahazo 20.000 ar loka avy y@ ilay ramatoa.
Tonga ary ny 10 ora tonga ilay ramatoa, tonga koa ireo vavolombelona 2. Natao ny fisavana, nalan'ilay filohan'ny banky ny patalohany ary nasehony ny filahiany. Dia hoy ilay ramatoa be aleo izaho mihitsy no manaporofo azy....Io hoy ilay filohan'ny banky....
Norefesin'ilay ramatoabe, noraisiny ambonyambany ny filahian'ilay filohan'ilay banky ary ireo vavolombelona tsy nahajery intsony fa niorikoditra. Dia hoy ilay Filohan'ny banky inona no mhazo anareo? Dia hoy izy ireo
Naharesy ianao ramose fa izahy very 30.000 ar avy fa hoy ilay ramatoa taminay hoe miloka aminy izahay raha maaiky ianao holalaoviny ny filahianao. Dia io ataony aminao io...... :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i mmmhh ny 28/09/2009 11:43
2. ari.malala ( 11/09/2009 14:04)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. Lejoba ( 14/09/2009 22:21)
ary tena nisy anie ity tantara ity eh, somary novaina kely fotsiny.
Fa dia hi hi hi tokoa aloha e
Ari : aza mihomehy mafy loatra fa mahamenatr'olona =)) =)) =))
4. JOSIAH ( 15/09/2009 18:17)
mampe be e :-D
5. Papoose ( 15/09/2009 19:17)
mba nahoka koa zany filohan'ny banky mety bojibojena filahiana zany! :-P
6. rhina ( 16/09/2009 05:57)
mba sahiko le ramatoa be d le filoan'ny banky ko tena DONTO mints fa za ve d haninky an'izany
fa mampme lo le izy e!
:-D
7. nathie86 ( 16/09/2009 06:34)
^^ ^^ :-D :-D :-D :-D =))
8. ari.malala ( 16/09/2009 06:57)
:-D :-D :-D :-D lejoba, enao no tena mivanitika mafy b ko :-D :-D :-D :-D
9. xxx ( 23/09/2009 01:13)
rhina:

mba sahiko le ramatoa be d le filoan'ny banky ko tena DONTO mints fa za ve d haninky an'izany
fa mampme lo le izy e!
:-D



Ka mitetika ahazo an'le 20000ar , ko anga moramora ny hoe jamban'ny vola
10. mmmhh ( 28/09/2009 11:43)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 4.1839