mampiasa saina kely fotsiny

1. artefy ( 10/09/2009 09:28)
Tao am-pianarana:
hizara boky ho an'ireto mpianany ilay mpampianatra, raha atao samy manana boky iray avy ny ankizy tsirairay dia tsy mahazo boky ilay iray ery aoriana indrindra, raha ohatra kosa anefa ka boky iray itambaran'ny ankizy roa dia tsy manana namana ilay iray ety aloha indrindra
firy ary ny mpianatra tao amin'ilay mpampianatra dia firy ilay boky hozaraina?

mora kely io ry nathie fa de asanao raha tsy hahazo 20/20, i ari sy papoose aza mifanoro eo fa atoko zéro an...

raha tsy misy mahay io ao anatin'ny 10mn dia avadiko ds...

mazotoa daholo
novalian'i artefy ny 29/09/2009 08:23
2. ari.malala ( 10/09/2009 13:08)
artefy, avadio ds d entina mody fa mbola itady kalkilatrisy anaovana azy alou :-P
3. booboo ( 10/09/2009 13:18)
hihihihihihihi
4. Papoose ( 10/09/2009 18:48)
tsy efa nivadika ds ve izy zay!

za vao nisy ki isa isa dia efa tsy tapitra le izy dia tsy novakiko h@ farany fa aleoko miandry valiny :-P :-D
5. nathie86 ( 11/09/2009 08:23)
=)), ny isan'ilay boky no haiko hahahahahaa
6. peta83 ( 11/09/2009 12:48)
ary to tsy misy mamaly akory le izy e! refa nikaon-doha ny manapahaizana dia zao no valiny:
* ny isan'ny ankizy = 3
* ny isan'ny boky = 2
:-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
7. rhina ( 12/09/2009 12:22)
za ts nangalatahaka an'i peta83 an mbola tsitao mints ny az tamza nteny oe
3 ankizy
2 boky
hiii!!!!
8. nathie86 ( 14/09/2009 06:31)
ahhhhhhhh, tena tsy aiko :-D :-D :-D :-D
9. Lejoba ( 14/09/2009 22:16)
ny ahy efa vita t@ brouillon hoe ankizy 3 sy boky 2 fa ireto vehivavy ireto tsy miandry mananga-tanana akory dia miteny
10. mmmhh ( 28/09/2009 11:34)
:?: :idea:
11. artefy ( 29/09/2009 08:23)
ary mahay mampiasa saina daholo ihany kay leitia e ssh aleo atao devoir tsotra ihany kah! tsy atao ds :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1625