resaka serieux mimero deux

1. sitlo ( 10/09/2009 02:30)
Mitady an'i kelly13 fa anniverseran'ikala Stretch nefa izy tsy hita mahitsiny.

Sura aho aloha fa mbola tsy maty na dia efa 6 volana aza izay!
novalian'i dadabe ny 23/09/2009 13:11
2. sitlo ( 10/09/2009 02:31)
Zarazara hositra
Tso-bolo
Somary tsy dia salama saina loatra!
3. xxx ( 10/09/2009 09:11)
Eny @ Km 18 izy ry sitlo a
4. ni81 ( 10/09/2009 09:25)
Mitady an'i kelly13 fa anniverseran'ikala Stretch nefa izy tsy hita mahitsiny.
Sura aho aloha fa mbola tsy maty na dia efa 6 volana aza izay!
Zarazara hositra
Tso-bolo
Somary tsy dia salama saina loatra!
:roll:
5. Mirananirina ( 10/09/2009 09:38)
8O 8O 8O
6. booboo ( 10/09/2009 09:59)
:-D :-D :-D
7. nathie86 ( 10/09/2009 11:41)
:-D
8. ari.malala ( 10/09/2009 11:57)
in no idiran vitsika am petrole kay?
9. sitlo ( 10/09/2009 12:37)
Samy tsy manao fanalehibiazana aizana.
10. Papoose ( 10/09/2009 16:35)
:-D in daholo zany?
11. yonikafopl ( 11/09/2009 08:58)
:-D
12. sitlo ( 13/09/2009 09:02)
izay mime adala :D
13. kelly13 ( 13/09/2009 09:15)
nahazo ordinatera tao @ ospissy za d mba mandefandefa soratra! efa somary nisy fiovana kely teo @ fahasalaman'ny saiko, zany oe nihalasa tsy salama saina lalandava
14. kelly13 ( 13/09/2009 09:16)
Samy tsy manao fanalehibiazana aizana
hahahahahahahahaha
15. kelly13 ( 13/09/2009 09:17)
za mime satria za efa adala iany hahahahahaha
16. ni81 ( 13/09/2009 09:18)
izay mime adala:D
Nefa jereo ange ity ataony e!
17. sitlo ( 13/09/2009 09:29)
Tonga ihany aho

Na dia fotsiny aza hoe
ahiana anao dia handeha
tonga ihany aho

Michael (naman'o poopy, sa moa Eric Tahina)
18. sitlo ( 13/09/2009 09:34)
kelly13:

ospissy

os piss :lol:
19. Mirananirina ( 13/09/2009 09:53)
:-D :-D :-D resaka serieux marina ity ka
20. sitlo ( 13/09/2009 10:15)
Aza omena tsiny, ho an'i Mirananirina irery
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7225