mofo dipaina

1. JOSIAH ( 08/09/2009 08:34)
Nisy zazalahy nividy mofo dipaina 10,tena 10 an nony tonga tany antrano nefa izy de lasa 9 sisa nankaiza ary ilay 1 oo :wink: ???Tantara hafa mihitsy ndray ity an nisy ramatoa nande train niaraka t@alika izy de rhf mitaingina train moa de ilay seza ilay mifanatrika ireny ka ranga mifoaka pipa zay no niara nifanatrika t@lay ramatoa novohana ny varavarankely fa tsy mahazaka fofontsigara ilay ramatoa ,ilay ranga ndray allergikanalika volonalika moa zany e asa nefa naninona fa nitohana tampoka ilay train ka nifandona teo ilay ramatoa sy ilay ranga ka nipitika tany @lay ramatoa ilay pipa nefa izy tena tsy mahatanty ary nipitika tany @lay ranga ilay alika tezitra mafy ilay ranga de natsipiny tany ivelany ilay alika tsy nifampiteny izy roa ireo fa tezitra be koa ilay ramtoa ,tonga soamantsara teo @gara ilay train fa ny nahagaga d tonga koa ilay alika ary nitondra zvt t@vavany .INONA ARY ILAY NOENTINILAY ALIKA OOOOOO :?:
novalian'i xxx ny 23/09/2009 01:22
2. peta83 ( 08/09/2009 08:55)
* mofo dipaina no teny am vavan'ilay alika satria noaniny le izy ooooo! :D :D :D :D :D
3. booboo ( 08/09/2009 09:19)
eka ouz ooooooooo, mofo dipaina oooooooooo

sa tsy izany ooooooooooo ?

:-D :-D :-D ooooo
4. artefy ( 08/09/2009 09:40)
dipaina mofo nefa รด :-D :-D :-D
5. rhina ( 08/09/2009 10:18)
le pipako sa ts zany
ko efa oe samy afa r artefy s ry booboo le tatara mofo dipaina s alika ko ....
fa le zaza no mofo dipaina no tany ambavany
hihi!!!
otran mapme ko iz zany
6. nathie86 ( 08/09/2009 11:54)
ilay pipa sy mofo dipaina =)) :-P :-P
7. artefy ( 08/09/2009 12:42)
pipa misesika mofo dipaina zany e! :-D :-D :-D
8. ari.malala ( 09/09/2009 06:33)
=)) =)) le faharoa no otran azoazoko antsaina =)) =)) ny zizi anle ranga v no nentin'ilay alika? =)) =)) =)) =))
9. JOSIAH ( 09/09/2009 09:27)
Mahay daholo ooo ,ilay mofo dipaina latsaka de notsipininilay alika de mofo dipaina ilay izy ooo :lol:
10. boozkel ( 10/09/2009 08:51)
Inona tsara we ry ari.malala an?? :-D :-D :-D :-D
fa nipitika taiza ny zizi an'ilay rangah??

:-D :-D =)) =)) =)) =))
11. ari.malala ( 10/09/2009 12:49)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ko hoe nipitika teny aminazy le alika d nanaikitra ilay zizi ko =)) =)) =)) =)) =)) =)) d zay no nanipazany azy =)) =)) =))
12. xxx ( 23/09/2009 01:22)
Tsy lojika koa zany an' Josiah izany:
lanin'lay zazalahy kely ilay mofo, de pipa no teny @ vavan'lay alika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2837