handeha hamangy manjo

1. rhina ( 07/09/2009 12:54)
indry andro nisy maty teo an-tanana

nifampitaona ireto mpiray tampoho,
4 mianadahy ry zareo no niaraka
ny 2 mpivady ary ny 2 mpirahavavy @ ilay mpivady.

Nifanaraka rehefa teny an-dalana fa ilay lehilahy no hiteny. Raikitra ary,
tonga teo an-tokotany. Nanontaniana ilay lehilahy dia oz oe ie izaho no hiteny.
mandrosoa ary hoy ilay manana manjo
dia nandroso
dia mitsangana moa
nandrazana 2 , 5 , 10 minitra ts niteny ranamana fa niondrika fotsiny
afka kelkely nifampijery ry zareo. Teny nijery nivandravandra fotsiny ralehilahy fa tsy niteny. Nandrasana ihany : Tonga d namoaka rivotra ralehilahy d bokobokon'ny hehy ireto vehivavy eny na dia ireo manana manjo ihany koa aza d lasa nipetra ......
ts vita ny famangina fa nihomehy ny iray trano
2. nathie86 ( 07/09/2009 13:32)
:!: 8O :roll: :? :evil:
3. peta83 ( 07/09/2009 13:42)
fa tantara tena nisy ve io eh????? zay ko mantsy efa nisy trangan-jvtr otry zany!
4. dadabe ( 07/09/2009 14:30)
tss mamorona i rhina le :roll: :roll:
5. boozkel ( 08/09/2009 08:01)
Hahitan-javatra anie io famangiana io e, :-D
6. rhina ( 08/09/2009 10:14)
dadabe:

tss mamorona i rhina le :roll: :roll:



ts mamorona a r dadabe a
tena nisy io
havako akaiky ireo mpamngy ireo
tena nalemy izay mianakavy rehefa ntatarany an'izany
7. xxx ( 08/09/2009 13:07)
ka tsy tezitra be ve ilay vadiny ?
8. rhina ( 08/09/2009 14:41)
tena teztra be mintsn le vadiny fa rehefa tonga tany an-trano ony d sady mbola ripaky ny fimeezana ihany zareo
d oe za tsy iaraka aminao tsony rehefa @ manaraka
9. Papoose ( 08/09/2009 19:49)
ny ahy ny hitako dia le rangahy novangiana nanazo somizo dia be volo-tratra be...dia tonga zahay mpamangy nefa izy avy nanao la sieste ka tsy voahidy tsara ilay zomizony no sady mivoboaka daholo ny volo-tratrany!

dadanay no nitarika ny teny t@ io fa tena za moa t@ zany tena mbola kely fa le tia manarakaraka dia nikomikomy nime fotsiny!!!
10. ari.malala ( 09/09/2009 06:36)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D

tam za mbola ankizy koa namangy d namanay iany lay novangiana, k le mpinamana efa zatra mifanala ireny, d talohan'ilay fahoriana nisy zvt nampime niresahanay, (zay sy lay ankizy novangiana) d teny an-dalana mbola nivanitika dool iany we taperina tsara ny fivanitihana, kanjo tonga tao am le famangiana d vao nifanatrika tam lay ankizy novangiana izahay d samy ripaky ny hehy, na izy na zahay, nefa nyr azana mbola am-bohitra! fa za taty afarafara no nijoro, d vao nivanitika ry zareo d za lasa nitsoaka nivoaka!
11. Papoose ( 09/09/2009 17:52)
mahavariana mihitsy fa rehefa famangiana dia ohatran' ny misy devoly manitikitika zany foana ka mitady zvt ihomehezanao! t@ nisy olona akaiky ahyzay maty koa de mbola eo ny razana! de tour-na groupe ray no namangy, dia tsy iza fa mpanao rugby, no offense @ mpanao rugby fa jiolahimboto daholo! dia vao niditra zareo dia samy gaga aloha satria olona tsy fantatra ny ankamaroany! dia vonona izy dia nisy bandy ray nitarika teny le manao fitenin'anjanomanal be reny nanao hoe:"zay zany de tonga mirodorodo mamangy fahoriana ho an'ny fianakavian'jannabavv!" efa somary be ny novangiana no nikofoka sy nifampijery! dia notohizany! " noho izany dia mba misy hirakely vokats'n fo atolotsa ho anareo sy ho @ felatsasatsy ny fanahiny!" dia nihira naredona be ry zalah, hira ohatran'ny fihiran'ny miaramila reny! dia niihra nihira dia vita! dia tsy tonga dia niala izy hidiran'ny manaraka fa nanao hoe " zay zany dia mbola te hijanona hanotsonotsona" sady nipetraka t@ tany aby izy rehetra. Ny nime t@ zay tsy lazaina tsony, ny mitazona mitazona, le bofin'le maty sy mamanay le mbola vongan-dranomaso b iny no sady tapa-tsinay fa afenina anaty akanjo! :-D
12. ari.malala ( 10/09/2009 12:55)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D loza kou zany ry papoose :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. Papoose ( 10/09/2009 16:18)
aiza moa enao no tsy hime @ zany :-D :-D

ny tena klown, fa falifaly daholo ry zalah norosoina cafe sy mofo kleee, zay le tena nandrasany, tss
14. ari.malala ( 11/09/2009 13:59)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D fa hita fa iny cafe sy mofo iny nge no tena andrasan'ny ankamaroan'ilay jolamboton'ny tanàna manotrona miandry faty matetika e :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D eo iany lay hoe fiarahamonina, fa misy tena hoe hanafika cafe sy mofo ftsn, d ny ahalalàna hoe miandry an'iny zay ry zalah, d le hira hoe feno hafaliana ny foko raha nilazana hoe ndeha isika hoany antranon'Iaveh iny no ataony, fa mody asiany ka eo alohan'ilay hoe feno d lasa hoe ka feno (café) :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3383