Grosse vache!!!

1. peta83 ( 07/09/2009 09:27)
Nisy ramato iray nitondra fiara dia nande izy zany afaka teo aloha teo nisy fidinana be otran'ny fidinana etsy Mandraka io, kay nisy ranga tampoka koa nitondra fiara saika nifandona izy satria le ranga mantsy niakatra avy ety ambany d ozy le ranga mantsy an'le ramatoa oe "grosse vache" sady nikopa tanana le ranga no niklaksona, tezitra mafy ramato sady namaly oe "sale con" no nikopa tanana ihany koa vo nitodika nefa izy d nandona omby vavy be teo afovoany arabe ary nitsoraka tany anaty antsana be dia maty tsy tra-drano ilay ramatoa! :cry: :cry: (tam teny vaza mo izy no nadika ka tsy aiko na mety na tsia no nitantarako azy!)
novalian'i booboo ny 08/09/2009 09:16
2. artefy ( 07/09/2009 09:42)
ary tao ambony tao nisy inona??? :-D :-D :-D
3. ari.malala ( 07/09/2009 09:44)
:-D :-D :-D :-D :-D
4. nathie86 ( 07/09/2009 10:37)
loza ko ty, zany ilay oe mandinika aloha vao mipataloha :(
5. boozkel ( 08/09/2009 08:25)
:-D :-D :-D
6. booboo ( 08/09/2009 09:16)
:-D :-D :-D

artefy > :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.378