Recette tsock / tchock

21. Ratoa ( 19/09/2009 19:08)
mazotoa homana dôlo

tsy mba hihinana izany tsock / tchock-nareo izany aho.
Tena hitako an-tsaina mihitsy ilay zavatra maditidity, boledaleda, mionakonaka!
!!!!
22. rasoary ( 21/09/2010 13:22)
boozkel:

Sao mba misy mahay nareo, tsy haiko intsony na tsock na tchock no izy,
Mitady @ net zah fa tena tsy mahita e,
Atao soupe de riz ndray ny recherche fa tsy izy mintsy
Ahoana kay no fomba fanaovana tsock, ze mahay ry reto mba zarao a,
Ohatran'ny @ restau chinois ireny??

Misaotra mialoha e

Ity ary misy fikarakarana le lasopy vary (tsock) notadiavinareo e, io ny lien atovy copier/coller :
http://razafinjara.e-monsite.com/rubrique,tsock,756671.html

Dia mazotoa homana daholo e
23. rasoary ( 21/09/2010 13:24)

24. rasoary ( 21/09/2010 13:27)
Manahoana,
Ity misy lien raha mahaliana anareo ny recette Tsock

http://razafinjara.e-monsite.com/rubrique,tsock,756671.html

Mazotoa homana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4015