Dikany voninkazo

21. Ratoa ( 29/12/2009 23:59)
iANAO IO VE EFA NAMAKY IZAY NOVAKIKO?????cA M'étonnerais
Raha namaky boky niveau du lycée fotsiny ianao dia nahalala hoe iza i Narcisse. Ary ianao no petahako anarana hoe Narcisse. Omeko surnom ianao ka i Narcisse no iantsiako anao ka tsy takatrao akory ny hevi-teny, tsy azonao sary an-tsaina akory!!!
cA M'étonnerais
mianara aloha grammaire sy orthographe.
Efa nanontany aho: fantatrao ve ny atao hoe "dose infinitésimale"? Tsia tsy fantatrao. Io koa porofo iray fa tsy mpamaky boky ianao.
Tsy misy dikany io fa hariana @ zaoridira rehefa lo dia ampy
efa manana expérience kosa izato ianao ko!!! hay ve ianao ef nanary ny tsinainao teny @ zaoridira fa lo ny tsinainao é!!!
Masiso kosa ianao izany koa, aiza ve ka lo ny tsinainao
minomino foana dia mitsingidina rehefa avy eoooo!
tena nitsingigina mihitsy ilay xxx, jereo izato izy fa tsy mahavaly hevitra ka mivaona manompa sy manary ny tsinainy lo eny amin'ny zaoridira, dia io koa fa mitsingidina.

AZA MBA TSY MAHAZO RESAKA IHANY

ô! mazotoa, dia mazotoa,
fa ratsy izany tsy mba mahay
tsy mba mahafantatra (an'i Narcisse)
ny fantary ny olona (tsy mahafantatra ny atao hoe dose infinitésimale)
.....Tsianjery eny amin'ny "classe maternelle" io fa tsy hain'i xxx koa, sady tsy fantany........
22. jarifa ( 03/01/2010 09:37)
Tena manampy be dia be ho an'ny maso ny vonikazo ka, indrindra fa itsika mampiasa Ordi tony, fa raha mampiasa ordi 2h enao dia miala sasatra kely 15mn ary mijereva vonikazo maintso izay maniry eo an-tokotaninao na ao @ bureau nao fa ho afa-bizana tsara ny masonao, fanaoko io fa tena mety e. :x
23. Ratoa ( 03/11/2010 00:33)

iANAO IO VE EFA NAMAKY IZAY NOVAKIKO?????cA M'étonnerais fa ny vava hampangino rehefa minomino foana sy vendrana ee!!! Tapaho ao ity tsinay efa natohy t@ fil kely! sy ny masinina rehetra ity!!! Tsy misy dikany io fa hariana @ zaoridira rehefa lo dia ampy, be zesta hoe razao eee! ity misy dikany eee! minomino foana dia mitsingidina rehefa avy eoooo!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D



cA M'étonnerais
mianara amoha conjugaison fa tsy ho voatanan'ny lohanao akory izato ho

Mbola tsy teraka akory ianao dia efa namaky boky aho; Ny anay tsy mila atoy izany fa mitohy ho azy, noho ny fifofonana voninkazo. Tsy mila kosehana akory fa fonona fotsiny , indraindray aza jerena fotsiny ireny voninkazo ireny dia vita ho azy izay atao, sitrana ho azy izay marary.
Ny an-Ratsimamanga indray angalany "essence" dia ataony fanafody isan-karazany. Amidy amin'ireny mangazainy ireny, izao efa amidy amin'ny internet mihitsy.

Mazotoa hoa mamaky boky, mijere voninkazo; fenoy vonikazo ny trano, ataovy sakafony voninkazo ary ikoseho ny ati-dohanao izay tery fa angamba mba hety hitatra ihany. Aza kivy ra xxx an!



minomino foana dia mitsingidina rehefa avy eoooo
efa niteny aho tery ambony hoe aza manao projection ry Narcisse an!
24. Isabella ( 15/10/2013 08:29)
lol be mitsy lé oul
25. sahia ( 17/07/2014 06:37)

Ratoa:

Misy akana fanafody (vonenina sns), misy hanina (raozy, capucine, jasmin)

Ny taindRATOA lazaina ve hoe AZO HOHANINA ilay raozy-capucine-jasmin? Mba azavao dia mba omeo ohatra amin'y fanamboarana ilay sakafo misy ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1289