Dikany voninkazo

1. Envy7 ( 02/09/2009 10:05)
manana antony hafa ,ve ireny karazam-boninkazo ireny. akoatra ny maha fialamboly azy.
novalian'i sahia ny 17/07/2014 06:37
2. Ratoa ( 03/09/2009 01:51)
Misy akana fanafody (vonenina sns), misy hanina (raozy, capucine, jasmin)
3. Envy7 ( 03/09/2009 11:17)
Misy namana avy any Inde.Io felan-draozy io,raha voany migraine enao,alainy apetrany eo aminy fihirifana,sa fihorifana( ahitsio raha diso)ary tsindriny aminy akihibe tanana,tokony ho 3minitra fa miala hoazy ilay migraine. inona ilay voanenina?
4. xxx ( 03/09/2009 12:44)
Envy7:

Misy namana avy any Inde.Io felan-draozy io,raha voany migraine enao,alainy apetrany eo aminy fihirifana,sa fihorifana( ahitsio raha diso)ary tsindriny aminy akihibe tanana,tokony ho 3minitra fa miala hoazy ilay migraine. inona ilay voanenina?

Na ho hatao eo @ ferifan'ny malagasy mandritra ny 7 andro aza ny felan-draoszy dia hiala maina eooo!
Ho lany andro eo eeee!
5. Ratoa ( 03/09/2009 18:32)
vonenina: pervenche de Madagascar na koa hoe benjaminan'ala fotsy na mavokely ny vonony.
Ary nahoana hoe na 7 andro aza tsy ho sitrana ny gasy? Vato angaha sa vy nylohan'ny gasy. Dia ny lohanao koa zany mitovy amin'izay kooooa!
6. Envy7 ( 05/09/2009 05:04)
Hay va reh ka voanenina ,no fiantso ty pervence de madagascar;raha marary vavony tsara iany koa izy io,atao the fisotro.Aona io resaka 7andro io? Raha ny fahazahoako azy;mahay miresaka aminy zava-maniry ry zalahy,mba andramo iany ,miresaka aminizy ireny;ry xxx rehefa manondraka ,na manala ravina mihintsana,na rehefa maraina vao mifoha.Voalazan-dry zalah scientifique io,mba andramo hoe;hoanareo efa nanandrana mba tantarao.
7. sitlo ( 10/09/2009 02:50)
Envy7:

Misy namana avy any Inde.Io felan-draozy io,raha voany migraine enao,alainy apetrany eo aminy fihirifana,sa fihorifana( ahitsio raha diso)ary tsindriny aminy akihibe tanana,tokony ho 3minitra fa miala hoazy ilay migraine. inona ilay voanenina?

ity aloha tena nampihomehy ahy mihitsy elaela izay! Ireny olona avy any Inde ireny hoy aho be zesita tsy amin'apa mihitsy.

Tsy ilay raozy izany no manafaka ilay migraine fa ilay lalan-drà tsindrina eo amin'ny fihirifana. Be loatra mandtsy ny rà mankany amin'ny atidoha indraindray ka mahatonga ireny aretin'andoha ireny.

Koboko io kah.

8. Ratoa ( 13/09/2009 00:10)
Hatry ny oviana koa ny sitlo no mahalala voninkazo? Tsy ranomainty ve ny anareo ny lasantsy sy fanafody sy fahafinaretana é?

Mety manampy ilay felandraozy ka. Misy essence izy.

9. rhina ( 18/09/2009 07:02)
Envy7:

Hay va reh ka voanenina ,no fiantso ty pervence de madagascar;raha marary vavony tsara iany koa izy io,atao the fisotro.Aona io resaka 7andro io? Raha ny fahazahoako azy;mahay miresaka aminy zava-maniry ry zalahy,mba andramo iany ,miresaka aminizy ireny;ry xxx rehefa manondraka ,na manala ravina mihintsana,na rehefa maraina vao mifoha.Voalazan-dry zalah scientifique io,mba andramo hoe;hoanareo efa nanandrana mba tantarao.

'consoud': mety ho diso io anarana nanoratako azy io fa iza no izay no fiantso azy io no tena tsara raha toa ka marary vavony
vonikazo izy io an fa to tsy mbola nahita ny fleurany lo za maintso be zay izy io atao vary @ anana zany oe alaina izy io d atao solona anana @ maraina no tsara inanana azy
na koa hatao rano fisotro zany oe hapangotrahana
10. rhina ( 18/09/2009 07:06)
sitlo:

Envy7:

Misy namana avy any Inde.Io felan-draozy io,raha voany migraine enao,alainy apetrany eo aminy fihirifana,sa fihorifana( ahitsio raha diso)ary tsindriny aminy akihibe tanana,tokony ho 3minitra fa miala hoazy ilay migraine. inona ilay voanenina?

ity aloha tena nampihomehy ahy mihitsy elaela izay! Ireny olona avy any Inde ireny hoy aho be zesita tsy amin'apa mihitsy.

Tsy ilay raozy izany no manafaka ilay migraine fa ilay lalan-drà tsindrina eo amin'ny fihirifana. Be loatra mandtsy ny rà mankany amin'ny atidoha indraindray ka mahatonga ireny aretin'andoha ireny.

Koboko io kah.

za ko ry stylo tena tapaka mintsy ny tsinaiko namaky an'io resaka io
hihihi

11. fetrakens ( 03/11/2009 09:42)
Haingon-tanàna ihany koa no tena ilana ireny voninkazo ireny e!!
12. xxx ( 10/12/2009 19:16)
Ratoa:

Hatry ny oviana koa ny sitlo no mahalala voninkazo? Tsy ranomainty ve ny anareo ny lasantsy sy fanafody sy fahafinaretana é?

Mety manampy ilay felandraozy ka. Misy essence izy.

Na ho fenoina essence eo aza ity tanana dia tsy hahavitana n'inn n'inn fa aza manonofy moa na mody te hanoro hevitra dia be vava ramatobe ô!
13. Ratoa ( 16/12/2009 22:42)
mba fantatrao ve ny atao hoe "dose infinitésimale" sy ny homéopathie ry xxx an? Ary ry zareo sitlo koa anie no anontaniako raha mahalala voninkazo sy "essence"= ny hasina na hery (substance io fa tsy finoanoam-poana extrait koa no ilazana azy) azo tsoahina amin'ny zava-boary ahasoa ny olombelona.
Inona ary ny maha sorena anao ? Tsy lasantsin'nyfiarakodia akory ity anontaniako eto;
14. xxx ( 17/12/2009 18:54)

Ary sao dia io lasantsy io no mampiakatra ity tosi-drànareo ramatoabe an!
15. xxx ( 17/12/2009 18:55)
Envy7:

manana antony hafa ,ve ireny karazam-boninkazo ireny. akoatra ny maha fialamboly azy.

Tsy misy dikany io fa dia jerena dia hariana rehefa lozitra sy malazo toa an'izay olona nahasosotra ahy teto izay! :-P
16. Ratoa ( 18/12/2009 22:59)
Ary sao dia io lasantsy io no mampiakatra ity tosi-drànareo ramatoabe an!
Ahoana moa no ilazanao izany? Niakatra nankaiza aloha ity tosi-drànay?
Izaho aloha mbola tsy nitantara taminao fa mahita izany tosi-drà miakatra izany é!... Aza manao projection ranona! Narcisse ah, aza iriana itovy aminao daholo ny olona an!
Tsy misy dikany io fa dia jerena dia hariana rehefa lozitra sy malazo

Misy azo atao sakafo na fanafody re ry xxx an!!! aza mamahan-dalitra eo!
17. xxx ( 19/12/2009 06:56)
Ahoana moa no ilazanao izany? Niakatra nankaiza aloha ity tosi-drànay?
Izaho aloha mbola tsy nitantara taminao fa mahita izany tosi-drà miakatra izany é!... Aza manao projection ranona! Narcisse ah :^) , aza iriana itovy aminao daholo ny olona an
:-D :-D ary iza ity Narcisse? Sa anaram-boninkazo fotsiny koa?
18. Ratoa ( 19/12/2009 15:34)
Ah! ah! ah! ah!
ary iza ity Narcisse?

Ah! ah! ah! ah!
Tapaky ny fiomehezana ny tsiniko!!!! Mamakia boky é!!!
O mazotoa dia mazotoa; fa ratsy izany tsimba mahay, tsimba mahafantatra ny fantatry ny olona.
O mazotoa dia mazotoa.............
19. xxx ( 21/12/2009 09:40)
Ratoa:

Ah! ah! ah! ah!
ary iza ity Narcisse?

Ah! ah! ah! ah!
Tapaky ny fiomehezana ny tsiniko!!!! Mamakia boky é!!!
O mazotoa dia mazotoa; fa ratsy izany tsimba mahay, tsimba mahafantatra ny fantatry ny olona.
O mazotoa dia mazotoa.............

Tohizo @ lakaoly na ny ranon-draozy dia vita ny afera!

:idea: :idea:
20. xxx ( 28/12/2009 12:52)
Ratoa:

Ah! ah! ah! ah!
ary iza ity Narcisse?

Ah! ah! ah! ah!
Tapaky ny fiomehezana ny tsiniko!!!! Mamakia boky é!!!
O mazotoa dia mazotoa; fa ratsy izany tsimba mahay, tsimba mahafantatra ny fantatry ny olona.
O mazotoa dia mazotoa.............

iANAO IO VE EFA NAMAKY IZAY NOVAKIKO?????cA M'étonnerais fa ny vava hampangino rehefa minomino foana sy vendrana ee!!! Tapaho ao ity tsinay efa natohy t@ fil kely! sy ny masinina rehetra ity!!! Tsy misy dikany io fa hariana @ zaoridira rehefa lo dia ampy, be zesta hoe razao eee! ity misy dikany eee! minomino foana dia mitsingidina rehefa avy eoooo!
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2657