tononkira

1. artefy ( 01/09/2009 13:24)
mba mangataka ilay tononkiran'ny tarika Ambondrona iny izay manana ô
misy toy izao ilay izy: "so ever..."
novalian'i Papoose ny 10/09/2009 16:19
2. ari.malala ( 01/09/2009 14:06)
so everinao adala aza ah! hahahaha
3. artefy ( 02/09/2009 08:43)
ndeh indray ary isika samy hanova tononkira eto e! efa misy ohatra io ambony io fa ity indray misy iray

fafah "jean le bandit mampitomany anao foana aaaaaa"

tohizo oooooooo
4. nathie86 ( 02/09/2009 13:31)
robera an za tsy t hanao ô :-D :-D
5. Papoose ( 02/09/2009 14:10)
ahoana koa io farany io?
6. ari.malala ( 03/09/2009 08:08)
nathie :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. nathie86 ( 03/09/2009 11:04)
:oops:
8. ari.malala ( 03/09/2009 12:23)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D in kou ty nahaboramena ry nathie? :-D :-D :-D :-D nga nisy nanatono tao ndry? :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. artefy ( 03/09/2009 13:48)
Rossy: ari.malala manoratra ho anao ah, fa nathie de salama
Unik: Papoose kely mandihindihy, papoose mianatra mandihy
Gasta: Voapetrapetraka ikaretsaka fa sendra an'izay sipa mpitoraka bolao ô
:-D :-D :-D

miala tsiny an! aza misy tezitra an!
10. RATOVOARY ( 03/09/2009 13:56)
Rossy: ari.malala manoratra ho anao ah, fa nathie de salama
Unik: Papoose kely mandihindihy, papoose mianatra mandihy
Gasta: Voapetrapetraka ikaretsaka fa sendra an'izay sipa mpitoraka bolao ô
:-D :-D :-D =)) =)) =)) Tsara fa tohizo :-D :-D :-D
11. Papoose ( 03/09/2009 19:03)
artefy tonga de lasa top 50 io hiranao io fa milay be :�)
12. ni81 ( 03/09/2009 19:06)
13. nathie86 ( 04/09/2009 05:46)
misaotsa eh :)
14. ari.malala ( 04/09/2009 06:51)
:-D :-D :-D :-D
15. nathie86 ( 04/09/2009 08:26)
ari mdrrr, io no mba hitako ko :-D :-D
16. ari.malala ( 04/09/2009 11:03)
artefy =)) =)) =)) =)) ary zay zà vao namaky zay nosoratanao =)) =)) merci e!

zà zany refa any am karajia d mahazo anio arimalala manoratra hoanao ah io foana hihihihihi
17. ikaretsaka ( 04/09/2009 21:56)
Gasta: Voapetrapetraka ikaretsaka fa sendra an'izay sipa mpitoraka bolao ô

iza indray iznay sipa mpitoraka bilao izany ry ari
18. ari.malala ( 07/09/2009 06:38)
ika; tsa mba iaho :-D :-D :-D taia koa roky ro voatorako bilao? :-D :-D:-D

ny hitako ndray aleo ts soratana fa dadanay no tena nahita anazy fa ngamba d sarona vilany na sarona pô mints no haha voatoraka anà eto raha ataoko le izy! aleo ian ts atao :-P
19. Papoose ( 08/09/2009 19:46)
oudry! alefaso fa i ari kounkou!!!! mba misy imehezana!

20. ikaretsaka ( 08/09/2009 19:51)
Eric manana: Vonikazo adaladala
:Ambondrona: sao heverinao adala aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5248