pazzapa 7

1. kwit ( 30/08/2009 06:17)
Iza kay no tafajanona hanohy ny pazzapa am izy 3 vavy tam le prime omaly iny ?Za tsy nahita fa flask be .
De inn daol ndray no nampme tao kay ?
2. ari.malala ( 31/08/2009 09:01)
Olivia no tafajanona d ts nis nampime fa le scène fahita isaky ny prime reny iany
3. nathie86 ( 01/09/2009 07:38)
tsis bétisiers tsony eh, fa ilay maman'lita tsy d nivoaka par rapport @ ilay répétition.
4. ari.malala ( 01/09/2009 14:13)
nathie, mety am farany ndray zao vao tena boobaka beu ny bétisiers k! ts naita ilay répétition za tam lay maman lita fa en général itako ts d nanin ian :) mahay milalao ian zareo
5. Samoana ( 01/09/2009 14:33)
ari.malala:

Olivia no tafajanona d ts nis nampime...


concours fampiomehezana izany le pazzapa7 izany? pazzapa nomerao firy i francis turbo no nahazo sa tsy mahazo mandray anjara ny prô?


6. ari.malala ( 02/09/2009 06:48)
samoana :-D :-D :-D :-D :-D nareo sy simplex aloha zao no voalohany am fampimehezana anà ato :-P i francis aza mpitsara ko! concours zay tsara feo e! fa zany hoe misy d ts mahatsiaro tena hoe mampime ftsn lay ataony fa d manaotao fahatany ftsn!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3105