je suis lÀ

1. JOSIAH ( 28/08/2009 11:59)
Nisy vehivavy makorelina gasy ,tsy de mahay teny frantsay loatra fa mimotamot eny fotsiny ndray andro nahazaka vazaha izy ka nanofa chambre zareo nakany aminy dosy aloha ilay vehivavy alohany hanombohana ny asa mba nipaozipaozy ilay vazaha kosa efa vonona eo ambony fandriana ka hoy izy CHERIE ,CHERIE JE SUIS Là de tsy naka sarotra ny anao vavy namaly hoe oui oui je sais ,mais je suis vavy. :lol:
novalian'i Papoose ny 28/08/2009 13:24
2. ari.malala ( 28/08/2009 12:05)
:-D :-D :-D :-D :-D
3. Bazily ( 28/08/2009 12:51)
Dia nony tonga teo akaikin'le vazah am'zy izy dia mbola nanohy ihany le vazah hoe : " IL EST MAINTENAT " ( mba saika hilaza ora fa tara loatra nefa maika le vozongo )
Mbola nitsatsaingoka ihany kalaratsy hoe : Izay omen-tena ahy dia omen-tena ahy fa efa avy aho.
4. Papoose ( 28/08/2009 13:24)
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1533