bétisiers pazzapa

1. ari.malala ( 19/08/2009 11:27)
Tantarao eto indray aza ireo bétisiers ny pazzapa mampime e! ny anà atomboko am lay hitako t@ maly hariva. Misy lehilahy iny, tsy haiko na d ahoana loatra fa d au claire de la lune v rey olona no hira atao am pazzapa :-D :-D :-D :-D :-D aveo ndray kou mbola mi bégayer vel ôtran'ny in iany kou :-D :-D :-D d ray koa lay mba nasiana latabatra kely zany hitoeran'ny tongotr'ilay bandy fa tsisy tadiny ny gitarany, fa tonga d nipetrahan razoky le latabatra =)) =)) =)) =)) fa ny tena nahatapatsinay anà d le réaction ilay bandy nametraka ilay latabatra =)) =)) =)) sady hain'ny RTA rahateo koa moa ilay manisy sira tonga d nasiany an'ilay ???!!! teo am lohan'ilay bandy nametraka latabatra =)) =)) =))

anareo ndray zao misy memezana e!
2. Envy7 ( 19/08/2009 12:09)
;-) tantarao hafa ndray,firy kg aloa ilay guitar e,ary lery koa mba firy.=))=))=))
3. bobone ( 19/08/2009 12:58)
:D :D :D :D :D ary ahoana ilay tonon-kiran'i Jean Rigô ihihihi
hmmmmmmavvvakkkkkkkkkkhhhhhhhhmmmmmmmmmmggggggg :D :D :D :D :-D :-D :-D :-D :-D :D :D
4. sapele ( 19/08/2009 20:01)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: ka misy manao mapme mihintsy mba hafantaran'ny olona azy kooo! :lol: :lol: :lol:
5. Papoose ( 19/08/2009 20:44)
tokony mba alefandry zareo ao@ dailymotion na youtube hisy hanalana azy!
6. ikaretsaka ( 19/08/2009 21:00)
ka zay tsary mahatazana ko
7. Papoose ( 19/08/2009 21:06)
anaovako vee!! hiran'i tovo zon!
8. ari.malala ( 20/08/2009 06:40)
bobone, ie =)) =)) =)) lay namana v sa in no tiandry tenenina fa nisy nanao an'ilay namana an'i Jean Rigo iny kou fa tena tapatsinay hoa za =)) =)) =)) miteniteny foana mintsy! d le manao hira @ teny vahiny nefa tsisy fantatra izay lazainy =)) =)) =)) ny omaly hariva ndray hiran'i Melky lay Antso iny no hataon'ilay zavavy, fa d tena tanteraka ilay hoe isaky ny mba hiteny aho dia miahotra, =)) =)) satria isaky ny avy miteny izy hoe isaky ny mba hiteny aho ............d eo aloha fa tratran'ny trac ndray =)) =)) =))
9. nathie86 ( 20/08/2009 12:49)
isaky ny mba hiteny, isakin'ny mba hiteny, isakin'ny mba hiteny mdrrr d miahotra hhahahahahaha :-D
10. ari.malala ( 20/08/2009 13:02)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. artefy ( 20/08/2009 13:24)
le mon ami pierrot aloh no tena nahalatsaka ah e! dia ilay nomena fitoeran-tongotra koa! de... aleo rangah aorian'ny prime fa am sabotsy zao vao tena hita ny ... MISY RAHA LA TERA :D :D :D
12. Envy7 ( 20/08/2009 15:06)
Manao zavatra tsy mora a,ozizy Francis Turbo izay,refa tonga eo ambony scene tratrany trac,mivaona avoko ny zavatra rehetra,tadidinareo lay hatsikana nataony iny,lay oe Voasary lala oe,ndao sika hilalao e ry zalahy,ny tanana tokony ery am-balahana,aroso aty aloha,nefa lasa ary aminle fika be,ry zavavy moa ,ary aminy soroka no tokony hiainga ny tanana,lasa ary aminy sakafon-jaza .
13. nathie86 ( 21/08/2009 08:12)
tsy sahiko ny milaza izay kasaiko, trop efa razoky b, mahasahy ny ol ka hahahaha. D ra tafiditra villa iny d mba ahoana hihiihi, refa hanao danse sns, vocalise mdrrrr. :-P
14. ari.malala ( 21/08/2009 10:18)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ny fahitako an'iny ts ho tafiditra villa iny ranga iny fa mba misy imehezana e! sady mba farany kou tsin d ampitomboina kely ny gag :-D :-D :-D :-D :-D ary ahoana ilay bandy manao satroka cow boy d ts haiko moa in le hira fa zeteeeeeeeem :-D :-D :-D :-D hay ary le nanao rap d nony ampitso lasa "mamela heloka ny hirany", ts d nampanin anà fa le sira kelin'ny RTA le hoe (mba asio beso kely e)=)) =)) =)) =))
15. nathie86 ( 21/08/2009 10:47)
tsy mahatadidy tononkira ko iny ra tafiditra villa mdrrr :lol: :lol: . Lool eh fa na izany aza fohy lôtra ilay izy klé, efa prime sahady. Ny ahy mantsy ilay rediredy kely no tena itiavako pzp
16. ari.malala ( 21/08/2009 14:29)
:-D :-D :-D :-D :-D na mety mahatadidy tononkira fa refa any @ hira vahiny d kofona :-P na refa manao chorégraphie d valaka :-D :-D :-D :-D :-D :-D itovizantsika roa ilay itiavana pzp! ny anà koa ilay adalana mampime kely reny fa lay mihira efa mahazatra indrindra ny kian-ry zà zany te hametraka hoe... :-P :-D :-D :-D :-D
17. nathie86 ( 24/08/2009 05:57)
lool, fa itandry za t@ ilay prime vao nahita ilay fasiana tongotra nipetrahany ndray hahahahahaha. Fa en tout ka misy tsara feo trop b le sipa an.
18. ari.malala ( 24/08/2009 06:38)
:-D :-D :-D :-D :-D d itandry amizay lay pozin'le bandy nametraka lay latabatra? :-D :-D :-D :-D ary ahoana ilay bandy pervers nanova tononkira? :-D :-D :-D :-D misy raha la terre kle! :-D :-D :-D :-D ie, marina aloha fa misy d tena tsara feo zareo e! fa d jejo ray trano akia k! :-D :-D :-D :-D
19. nathie86 ( 24/08/2009 08:13)
misy adala miintsy, d tena faly ny hananihany ftsny trop. Ary ilay kely feo kely iny eh, lhl iny ki sa vhv :roll: :?: loool be. Fa nisy sipa nanao akanjo misy soratra oe bitch aza ki ilay tafakatra villa ireny, tu parles de pervers fa misy ko ny perverse :lol: :-D :-D :-D
20. ari.malala ( 24/08/2009 12:28)
artefy, aiza amizay toi hitantara fa otran hoe zay sy nathie rery no eto e :P

ahoana nareo amty hira ity :-D :-D :-D :-D

Dé shouvien ty d'un shlo
dijan plitô déjà dijon
ty voulè faire l'amour
comment fétons l'amour
ty n'avè pa kingean
jenché pli koman finichèè la chanchon
j'ignorè kel avait ton nom
ch'été la chanchon dibonère
Ke farany tena ts tadidiko lay fanaovany azy kle
:-D :-D :-D :-D
:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3304