HENATRA VE NY VHV MITORY FITIAVANA

61. fahamarinana ( 29/08/2009 19:12)
Crionlas:

sika vavavy efa mizaka anzao retra2 zao ndr1 ve no isolelek @n'delahy zan!

:arrow: mizaka ny inona isika vehivavy ? F'angaha dia tena fiainana tsy alehany koa zakaina ?...Soa samy manana ny fiainany fa za manokana aloha tsy dia mahatsapa mi-subir,tsy ho fara-fahoriana ve zany ? Sady tsy mahatsapa misolelaka koa rahatoa ka olo-tiko no hitoriako fitiavana !Za nefa izay an !
Crionlas:
Refa tinao izy de ataovy ze itoriany fitiavana1 de ref raikitra @zay aboray ze azo aboraka rehetra

:arrow: Dia amin'ny fomba ahoana no hanaovana an'izany rahatoa ka avonavona satria "isika mizaka ny tsy eran'ny aina "...mba mahaliana ahy ilay valiny ,soa fianatsa kouh :^)
Crionlas:
Sady tsy hita ko ze maha fitia mfamaly azy raha nlela foana no anome tany mamy & fampaerezana.

:arrow: ka ianao milaza fa tsy tianao raha vehivavy ,eto ndray nefa toa tsy tinao koa raha lehilahy ,dia hifampijery gagagaga eo zany izy roa tonta ve ?
Crionlas:
manan-zo sika vevav nef very zo sika raha mtsabak,afa-barak sady ataon'ny olona tsin2, tsisy valera otran'ny volamena sandoka,ko ny maha ianao anao az fa tsisy ko!

:arrow: raha mitsabaka ....fa tsy voatery mitsabaka foana kouh,matoa mitsabaka dia ilay lehilahy nofidinao hamborahana azy koa no mety tsy nilay na nampiesona ! :lol:
Crionlas:
refa tsy foinao de forseo iten ra tena tia izy tsy maints jaloux de vomay ataovy mandra-pitenenany

:arrow: :-D :-D forcer-na karakory ?atao saropiaro ve ? ka tsy ianao no hitan'ny havanao eo ? Olo-tiana ve ho atao saro-piaro ? asa anefa ?
Crionlas:
fa ref tsy mten de adaboy sady mihevera tena fa tsy lehila izy zay

:arrow: Ka mety tsy tiany ilay vehivavy f'angaha voatery ho tsy izy izy na ratsy ? Fitiavana ve tsy tokony hifamaly e? rehefa tsy eo intsony dia samy miala na mandinin-tena ! (l)


62. Papoose ( 29/08/2009 19:41)
Amiko aloha tsy misy tokony hahamenatra ny vhv mitory fitiavana, io fitiavana io koa raha vao tsy avoaka dia lasa mankarary.
ary hitako aho no marary lava! mety ho io ngamba le antony :-P
63. Ratoa ( 30/08/2009 00:01)
itadiavo fanafody haingana ho sitrana izay maray ry papoose ah!
Tsy henatra fa tsy mahazatra. Ny mahazatra dia ny mi-charmer raha ohatra ka tsy paraliser 'n'ilay fitiavana rasipa.
64. Koditra ( 30/08/2009 12:41)
Ratoa:
Tsy henatra fa tsy mahazatra. Ny mahazatra dia ny mi-charmer raha ohatra ka tsy paraliser 'n'ilay fitiavana rasipa.
Zay mitsy ilay izy.

Papoose : Avoay tao malaky na ho any na tsy oany. :lol:
65. RavakaN ( 01/09/2009 08:33)
amiko alo mizar 2 io e!enatr b ref tojo an'le kof maditr b ren!fa ts maamenatr ra kof saro-kenatr ko!nef tokon o iz alo d ny mec no itor e!sip ko ny ten marn sar-kentr mioatr ny kof ko!ra amk alo enatr b e!bdb ny oul v d 1 ni itorian mato ts miten an'le f * tamk iz d ts ti ah zan!d mampion ny ten fotsn no atao,na sar-kenatr izan az ts o vit v ny iten gtm! :-D :-D :-D
66. ni81 ( 01/09/2009 08:39)
amiko alo mizar 2 io e!enatr b ref tojo an'le kof maditr b ren!fa ts maamenatr ra kof saro-kenatr ko!nef tokon o iz alo d ny mec no itor e!sip ko ny ten marn sar-kentr mioatr ny kof ko!ra amk alo enatr b e!bdb ny oul v d 1 ni itorian mato ts miten an'le f * tamk iz d ts ti ah zan!d mampion ny ten fotsn no atao,na sar-kenatr izan az ts o vit v ny iten gtm!
ouuuuuuuuu, tsy voavaky marina a :D
67. fahamarinana ( 01/09/2009 12:04)
:arrow: ni : dia mivanitika aloha zany fa io no hita sy hay ! :-D :-D :-D (l)
68. ni81 ( 02/09/2009 07:54)
ni : dia mivanitika aloha zany fa io no hita sy hay !
ie, aleo mba ny zavatra hita sy hay tokoa no atao ka! :D
69. Tsihoarana2 ( 06/11/2018 13:42)
raha amiko aloha dia henatra avy hatrany e! satria manjary akoho vavy maneno indray izy! efa mipetraka ho natao hitoriana fitiavana voalohany foana ny vehivavy, ary tsy misy lanja ho anay lehilahy raha toa ka ny vehivavy no mamboraka fitiavana voalohany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1371