HENATRA VE NY VHV MITORY FITIAVANA

21. cutie ( 14/08/2009 21:19)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
22. fijo ( 14/08/2009 21:28)
tena tsy henatra mihintsy fa tanterao e
23. tess ( 14/08/2009 22:42)
Tsy tokony hahamenatra ny hoe vhv mitory fitiavana fa zany hoe tsara kokoa raha ohatra ka allumer-na fotsiny ilay bandy dia mande wazy ny ambiny.
hihihihi izay mitsy fa refa miaraka sy mifampiseduire amzay de tsy olana mitsy ny mitory fitiavana azy raha tiany aza ny hamerenana azy matetika :-D
24. tess ( 14/08/2009 22:44)
Ny tena marina koa tsy tokony hisy resaka je t'aime zany akory ny rendez vous voalohany ee. Zay no tena hitako olana be eo @ fiaraha monina malagasy. Mbola jeu de seduction be ve dia tonga dia sombarana @ je t'aime sahady tssssssssssssss otran'ny hoe film vao manomboka dia mifarana


milay be lay jeu de seduction :-P refa miaona vlou iny
25. tess ( 14/08/2009 22:45)
fijo:

tena tsy henatra mihintsy fa tanterao e
hatram farany


:-D
26. soanja ( 14/08/2009 23:44)
simplex:


Ny tena marina koa tsy tokony hisy resaka je t'aime zany akory ny rendez vous voalohany ee. Zay no tena hitako olana be eo @ fiaraha monina malagasy. Mbola jeu de seduction be ve dia tonga dia sombarana @ je t'aime sahady tssssssssssssss otran'ny hoe film vao manomboka dia mifarana :roll:



Eo indrindra mantsy ny olana satria ny fanabeazana ny ankizy mba hanitan-tsaina, hanisy filantoana ny fiainany no tsy ampy ka raha toa ka ny fihetsika firaikena dia ampy hitoriana fitiavana, ny azy ny zetemo, ailovio no misesika avy any ka zary mampandositra ny zatovolahy izay mbola manana tetika isan-karazany te hanisy filirony ny fampihantsin'ny fo hifangia.

Asio episy e! Hoy ilay namana nandalo teto izay!


27. tess ( 15/08/2009 07:30)
16. Mpandefa : xxx [ Valio ] 14-08-2009 20:45:50
Lohateny : Re : HENATRA VE NY VHV MITORY FITIAVANA
Za kosa tena tsy d'accord amin'ny sipa mitory fitiavana izany. Henatra ho an'ny vehivavy izany no fahafahambaraka ho an'ny lehilahy.

fa inona moa ilay fitoriana fitiavana???? afaka mitory vitiavana alohan'ny fitiavana ary mandritra ny fitiavana, dia ianao izany tsy d'accord mitsy hoe tsy hitory ny fitiavany ilay vehivavy , ny lehilahy koa tena mba mila ani'ny tory fitiavana iny fa tsy ny vavy foana no omena akory.....
IZAHO ALOHA tsy hitory fitiavana voalohany mihintsy ary tsy hikoty lehilahy mihintsy , eny na tsy hitako ny maharatsy izany, ary tsy misy mahamenatra an'izany raha sahy ilay sipa, fa kosa refa miaraka iny ka tiko loatra ilay olona tena tsy mitsitsy mihintsy ny vavako manambara ny fitoriana fitiavana azy,
tsy vitan'ny miteny ambava anefa izany fa arahina geste ihany kou!
Ary toriana ilay fitiavana raha vokatry ny fo sinon lasa plis vava fotsiny...
REHEFA tena tsapa fa tia azy iny ianao dia aleo toriana aminy fa tinao izy...
TSY VOATERY hitory fitiavana foana koa isan'andro tsinona.
28. Mirananirina ( 15/08/2009 17:28)
aminy maha gasy antsika aloha toa tsy mety mihintsy ka,na ny fitaizana nataony fiarahamonina antsika fotsiny tany dago d tsy mety , satria ny FM mihintsy no milaza we tsy mety ka raha vao manao anio d diso! tahaka ny we tsy mahazo mikitakita zokiolona , satria misy ambaratongany daholo ny zvt rehetra ! ny hevitro aloha e!
o ry vivi a;efa mandroso anie isika fa tsy ohatra ny taloha intsony e,adinonao angaha fa ny maha-malagasy atsika fahiny natolotra ny vady,nefa efa nilaozany ela sy ela e :) raha misy vhv kosa ve mahasahy mikoty lhl akehitriny;tsy aleo jerena kely hoe ahoana.
29. vale ( 15/08/2009 18:12)
[quote=xxx]
HENATRA VE NY VHV MITORY FITIAVANA
---------------------------------------------------
Io dia miankina @ tsirairay ihany, amiko aloha tsy hitako izay mahamenatra raha tia oul iray enao ka milaza azy ny fitiavanao azy.
Tokony hahamenatra ny fitoriana fitiavana @ lehilahy iray raha toa ka: tsy fitiavana madio no tanjonao aminy fa resaka sexe. Tena misy ny mi-séduire lhl mantsy resaka an'io ftsn. Ankoatr'izay ts'hitako mintsy ny olana, fidiny anao angaha ny ho tia?? :-D :roll: :^) .. tsy fidiny anao mihintsy ny ho tober amoureuse ry AMIKO manokana dia droit-nao ny maneho ny fitiavanao ilay oul, fa kosa ny fomba hanehoana azy no atao mifanaraka @ maha-vehivavy anao fa tsy handeha hanao toy ny fanaon'ny lehilahy fotsiny. Tsy haiko alou an!!! :^)
30. ari.malala ( 17/08/2009 07:10)
Tsy azoko aloa iay hoe fahafaham-baraka hoan'ny lehilahy ny torian'ny vevavy fitiavana, tena tsy azoko! Nga ny vevavy tsy manana zo hitia? Fa ny vevavy zany d Marie Couche toi là foana v? ts maints hoe taritina lava v? d vao maika kou ts azoko ilay mi stéréotyper hoe entin'ny vevavy @ orony ny lelà toriany fitiavana... D manin kou raha Malagasy isika? Zà vevavy Malagasy, Gasy ray Gasy reny, fa refa tiako ny oul 1 d teneniko anazy hoe tiako izy. Aiza ary no ahalalany hoe tia anazy enao raha ts miteny? Otranao marary iany io d mande any @ dokotera miteny izay manjo sy marary anao, d otran'izany tsy misy hafa.
31. tess ( 17/08/2009 08:01)
ka misy de miteniteny foana nie e! :lol:
32. kelly13 ( 17/08/2009 08:25)
lol
33. Mirananirina ( 17/08/2009 12:14)
ka izay indrindra manko,rehefa tia na lehilahy na vehivavy dia manana zo hiteny daholo e :) fa misy ny sahy sy tsy sahy.Misy koa anie lehilahy menatra na hiteny aza ee :lol: :lol:
34. Papoose ( 17/08/2009 15:17)
k'efa hoe zay waaa :^)
35. soanja ( 18/08/2009 01:01)
vivi:

aminy maha gasy antsika aloha toa tsy mety mihintsy ka,na ny fitaizana nataony fiarahamonina antsika fotsiny tany dago d tsy mety , satria ny FM mihintsy no milaza we tsy mety ka raha vao manao anio d diso! tahaka ny we tsy mahazo mikitakita zokiolona , satria misy ambaratongany daholo ny zvt rehetra ! ny hevitro aloha e!


Betsaka ny Gasy any anindrana ny vehivavy no mamboraka fitiavana voalohany amin'ny lehilahy izay hitany fa metimety aminy ka. Tsy ara-drazana io fa mety ara-paritra koa aza ny tsy fitoviana hoe mety ve ny mikoty lehilahy sa tsy mety.

Amiko raha mbola azoko atao dia tsy hikoty lehilahy velively aho. Ny fitoriana fitiavana kosa rehefa samy nifandray ary nifanaiky fa hiaraka dia tena andraikitry ny tsirairay ny mamboraka fitia amin'izay iarahany satria isan'ny fikoloana ny fitiavana io ary mampaharitra tokoa ny fiarahana.

Tsy tena mazava tokoa mantsy hoe Mitory fitiavana mikoty ve zany fanontaniana izany sa hoe mitory fitiavana satria mifankatia ny olona roa.


36. ari.malala ( 18/08/2009 08:06)
Zay no vao naika hoteneniko hoe mitory fitiavana no resaka ko in no idiran'ny hoe mikoty eto?
37. Mirananirina ( 18/08/2009 12:39)
Ka nanao ahoana,efa nitory fitiavana ve sa mbola tsy sahy sa ahoana? :roll: :roll:
38. lohataona ( 18/08/2009 13:07)
Samy manana ny anjara asany eo!
ny lehilahy mitory, mikôty sns..
ny vehivavy manaiky, manoro,sns...
Mba manàna hambo-po fa raha ianao no mitory voaloha dia hadofony eo!
ma hampifilafilao eo e! Raha mety dia mety, raha tsy mety dia soloy!
Tsy henatra ny mitory fitiavana fa izay milaza voaloha no ho very eo!
Kilalao anie io @ fiantombohany e! Avy eo vao lasa sérié! :wink:
39. Mirananirina ( 18/08/2009 14:07)
Tsy henatra ny mitory fitiavana fa izay milaza voaloha no ho very eo!
tsy azoko ilay ho very eo.
40. Papoose ( 18/08/2009 14:16)
vao maika komplikeu le zvt marina lol
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1584