HENATRA VE NY VHV MITORY FITIAVANA

1. xxx ( 14/08/2009 13:30)
HENATRA VE NY VHV MITORY FITIAVANA
2. tess ( 14/08/2009 13:41)
HENATRA am aona??????
3. remahity ( 14/08/2009 13:46)
le hoe fitiavana manko, dia ao le hoe
-ao le mitady namana hiarahana (tia ny intelligence-nao, ny finesse, ny tarehy, ny toetra etc...),

-dia ao koa le mitady sexe, mitady hoaotraorina, leladelaka, sokitrokitra
donc deux reponses:

-ilay voalohany tsy henatra
-ilay faharoa dia arakarakin'ny toerana, sy ny taonan'ny mpiaramonina io

mais de toute façon naturelle iaby io ka.....
4. tess ( 14/08/2009 13:56)
le hoe fitiavana manko, dia ao le hoe
-ao le mitady namana hiarahana (tia ny intelligence-nao, ny finesse, ny tarehy, ny toetra etc...),
dia ao koa le mitady sexe, mitady hoaotraorina, leladelaka, sokitrokitra
donc deux reponses

raha resaka fitiavana kosa ilaina dool reo....raha tia ny olona iray dia manaraka automatik doo reo, ka ny fanambaràna ny olona iray fa tia azy ianao tsy tokony hisy henatra, milaza ny ampo hoe miredareda ho anao ny foko, raha tsy taitra amzay lay olona dia tsy taitra tsy tia anao izy izay kou! :-P :^)
5. cutie ( 14/08/2009 14:06)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 14-08-2009 15:30:47
Lohateny : HENATRA VE NY VHV MITORY FITIAVANA
HENATRA VE NY VHV MITORY FITIAVANA

non
6. ari.malala ( 14/08/2009 14:17)
Tsia! zà zao miteny @ olona tiako hoe tiako enao :^)
7. tess ( 14/08/2009 14:23)
ny ahy kou aky refa tena tiko lay oul tsy mi tsisy mitsy aho fa bômbardeko ny gtm tsy misy farany ny teny mamy hanambaràna izany fitiavana azy izany tsy misy fetrany hummmmm raha tsy reciprok de aleo moramora ihany :^)
8. soanja ( 14/08/2009 15:03)
xxx:

HENATRA VE NY VHV MITORY FITIAVANA



Henatra ho an'iza?

Miankina lalandava amin'izay toerana misy anao ny ahafantarana izany. Raha any amintsika Dago dia efa betsaka ny vehivavy mahavita an'izany, indrindra hatramin'ny nisian'ny portable. Manamora azy mantsy iny. Taloha anefa henatra izany raha eo imason'ny fiarahamonina.

Ny tenako aloha dia menatra tokoa raha hitory fitiavana amin-dehilahy izany. Tsy hanao izany velively mihitsy raha mbola azoko atao. Tsy hoe noho ny fiarahamonina fa noho ny fisainako sy ny momba ahy.

Nefa vitako koa anefa ny mampiezaka ilay lehilahy hitory izany amiko raha tsapako fa tia ahy izy ohatra. Mila fantarina mialoha amin'ny fihetsika, teny, sns maro hoe mifandray ve ianareo ary mety hisy fitiavana ve ao vao manao izany anefa.

Diniho tsara aloha izay vao mandroso amin'izany.





9. cutie ( 14/08/2009 15:11)
Mila fantarina mialoha amin'ny fihetsika, teny, sns maro hoe mifandray ve ianareo ary mety hisy fitiavana ve ao vao manao izany anefa.

yes indeed :D
10. Papoose ( 14/08/2009 16:12)
sady tsy natao ho an'ny lhl ihany ny mitory fitiavana dia ny sipa zany hiandry be fotsiny?? noooooooooooo
11. Mirananirina ( 14/08/2009 16:17)
Tsy henatra aloha kanefa......hafa ihany hoe ny lhl no mitory fitiavana voalohany.Ny fihetsika ny ahy no ampisehoako azy fa tiako izy.Tonga dia mandeha hoazy ny jtm avy eo.
12. endrika01 ( 14/08/2009 16:18)
Zah kalou mbola tsy nitory fitiavana,de tsy mahita havaly fa dia manaraka moramora eo!!! Raha jerena aminy akapobeny kosa ,mizara 2 ,ny iray mety le bandy le saro-kenatra be ireny,sady mataho-behivavy! Donc le sipa no manao ny premier -pa,mampiresaka mi-charme,manampy anle bandy izy amzay,hi hi,ny faha-2 ndray,dia tena henatra raha enao vhv ndray ny hitory fitia am lhl volou,raha le bandy aza tsy nanipy resaka,nefa tonga enao de mananika rideau,de na le bandy aza hanao resaka anao,fomba fijery aminy akapobeny io,fa ny tsirairay samy manana ny fijeriny!
13. endrika01 ( 14/08/2009 16:21)
Zah kalou mbola tsy nitory fitiavana,de tsy mahita havaly fa dia manaraka moramora eo!!! Raha jerena aminy akapobeny kosa ,mizara 2 ,ny iray mety le bandy le saro-kenatra be ireny,sady mataho-behivavy! Donc le sipa no manao ny premier -pa,mampiresaka mi-charme,manampy anle bandy izy amzay,hi hi,ny faha-2 ndray,dia tena henatra raha enao vhv ndray ny hitory fitia am lhl volou,raha le bandy aza tsy nanipy resaka,nefa tonga enao de mananika rideau,de na le bandy aza hanao resaka anao,fomba fijery aminy akapobeny io,fa ny tsirairay samy manana ny fijeriny!
14. soanja ( 14/08/2009 16:28)
Amiko indray ny fahitako azy zany hoe kajikajy avokoa saingy tsy hoe izay tokoa ilay olona satria tsy misy mahalala izay tena izy, fa hoe ny hilaza na hitory fitiavana amiko ary izy menatra na matahotra dia ahoana ny ankoatr'izay nefa mbola aiza ity fiainana. Tsy tiako aloha raha izaho foana ny hitantana ny zava-drehetra. Mila lehilahy mba tena lehilahy aho amin'ny fahitako azy ireo aho. Miasa amin'ny saiko daholo na ny sopapa teneniny eo, ny fihetsiny, ny hakanton'ny fivoakan'ilay fitiavana any anaty, ny habetsany sns.... Raha tsy hahatafavoaka an'ireo izy dia akory atao fa izay ilay hoe tsy anjara.
15. endrika01 ( 14/08/2009 17:14)
Ka le mamafaranay alou,no nanao ny premier-pa,satry le dadafaranay saro-kenatra be,dokotera izy zao,mbola tsy mpitsabo izy t@zany.Miadana ny tokan-tranony,ary tena mifameno.Mety we miankina aminy fahamendrehana iany kou. Satry raha vhv karapilo no hande hitory fitia @lhl,ao raha...
16. Papoose ( 14/08/2009 17:59)
Mirananirina:

Tsy henatra aloha kanefa......hafa ihany hoe ny lhl no mitory fitiavana voalohany.Ny fihetsika ny ahy no ampisehoako azy fa tiako izy.Tonga dia mandeha hoazy ny jtm avy eo.


marina fa sarotra ny miala @ mahazatra fa ny aza sendran'ilay lhl tsy hahavita premier pas mihitsy dia ho sahirana!!!

fa raha sipa kosa no mitory pelou dia afaka mampiseho tsara @ fihetsiny koa ny bandy ho fanehoany ilay fitiavany


17. xxx ( 14/08/2009 18:45)
Za kosa tena tsy d'accord amin'ny sipa mitory fitiavana izany. Henatra ho an'ny vehivavy izany no fahafahambaraka ho an'ny lehilahy. Tadidio fa raha ny vehivavy no sahy mitory fitiavana amin'ny lehilahy dia tsrovy fa hoentiny amin'ny oriny izany bandy izany, fa indrindra moa ka miasa ilay sipa nefa lay bandy misoma fotsiny. Tsy mbola nisy izany lehilahy mitondra vohoka izany; ny vehivavy ihany no mitondry vohoka. tahaka izany ihany koa tsy eken'ny fiarahamonina gasy izany vehivavy mitory fitiavana izany.Izany dia mitovy amin'ilay hiran'i Rakiky hoe: "tsy matsiro ny lehilahy velomim-behivavy". raha ohatra ka amin'ny alalan'ny fihetsika na teny ankolaka ny anaovany an'izany dia manaiky aho, fa raha kosa tena hitory fitavana mivantana tsy misy gasy sahy manao an'izany. Hafa ny hoe olona roa efa miaraka na mpivady.
18. vivi ( 14/08/2009 18:57)
aminy maha gasy antsika aloha toa tsy mety mihintsy ka,na ny fitaizana nataony fiarahamonina antsika fotsiny tany dago d tsy mety , satria ny FM mihintsy no milaza we tsy mety ka raha vao manao anio d diso! tahaka ny we tsy mahazo mikitakita zokiolona , satria misy ambaratongany daholo ny zvt rehetra ! ny hevitro aloha e!
19. Papoose ( 14/08/2009 19:28)
Tadidio fa raha ny vehivavy no sahy mitory fitiavana amin'ny lehilahy dia tsrovy fa hoentiny amin'ny oriny izany bandy izany, fa indrindra moa ka miasa ilay sipa nefa lay bandy misoma fotsiny.
za tena tsy d'accord!!!

Tsy mbola nisy izany lehilahy mitondra vohoka izany; ny vehivavy ihany no mitondry vohoka.


tsy mitombina mihitsy amiko le fampitahana hoe lhl bevohoka sy vehivavy mitory fitiavana......raha ity resaka fitoriam-behivavy fitiavana ty nefa, marina fa ny fitaizana malagasy en generale tsy mifanaraka @ zany fa koa le izy miankina @ fivelaran-tsain'ny tsirairay manoloana izao fotoana zao io..ka amiko raha tsy mety aminao vhv ny hitory fitiavana dia aza manao na tsy tinao hitory fitiavana @ lhl ny zanakao dia teneno izy! dia toy izy koa ny lhl raha tsy tiana hitorian'ny vhv fitiavana dia ialao pa
20. simplex ( 14/08/2009 21:18)

Tsy tokony hahamenatra ny hoe vhv mitory fitiavana fa zany hoe tsara kokoa raha ohatra ka allumer-na fotsiny ilay bandy dia mande wazy ny ambiny.
Ny tena marina koa tsy tokony hisy resaka je t'aime zany akory ny rendez vous voalohany ee. Zay no tena hitako olana be eo @ fiaraha monina malagasy. Mbola jeu de seduction be ve dia tonga dia sombarana @ je t'aime sahady tssssssssssssss otran'ny hoe film vao manomboka dia mifarana :roll:

Sinon, amiko manokana, hafa ihany ny hoe vehivavy sur de soi ee... tena tsapanao mintsy hoe wow :} enao moa no iza :^) :)

;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.355