Masira sy Mamy

21. fahamarinana ( 07/09/2009 18:38)
:arrow: za mba inviter-o izay mahavita o ! :-P :-D (l)
22. lemurbaby ( 24/01/2010 16:58)
Mofo Grefy:
http://www.youtube.com/user/lemurbaby#p/search/0/u0RTCPof-x8
23. mangabe ( 07/12/2011 14:03)

simplex:


nareo ve mba tia an'le kaly sady masira no mamy ireny? tsy otran'ny contradiction be ve?
eny e, ny mofo grefy aloha tsara ee. Sady ramanonaka no mofo gasy mais bon... ra hena na hoe kaly no otrain'ny tsy norma be kle :)

ny tena tiako hahatongavana dia ny hoe : mba tsara ve zany poulet au miel zany? :P

;-)

Ny anay dia tia anio ny ramose ka au moins 1 fois par semaine aho noho manao sakafo sucré-salé. Par contre aloha, tsy dia tiako loatra raha hoe any @resto satria indraidray mamy loatra ilay izy, surtt rehefa hoe resto chinois na traiteur chinois ireny.fa tsy hoe angamba ny sushi na brochette miarak@ilay saosy soja sucré fa tena mmmmmm! Ny tena tiako dia ilay magret de canard sy voakazo na foie gras sy confiture de figues. Wings sy soasy caramélisé, dinde a l'ananas, poulet au coca ....aoka fotsiny :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.439