sao mba misy mahay

1. bobone ( 10/08/2009 14:32)
mba omeo recette-na mofo bol ange zaho e! asa na efa nandalo teto izay fa izay mahay mba atoroy kely fa ilaiko: misaotra mialoha
novalian'i bobone ny 02/10/2009 13:07
2. Ratoa ( 10/08/2009 20:47)
Efa nadalo teto fa jereo amin'ny internet (google) ny lohateny hoe "mofo baolina".

Fa tsotra ihany aloha
lafarine mifandanja amina levure chimique 1 sachet (alsacienne ohatra), bicarbonate de soude (karibaonetra) tendron-tsotrokely, atody telo na efatra. Raha madinty be ilay pâte dia ampio rano kely na ronono. SAmihafa ny vokatry ny ronono sy ny rano: ny ronono mampalefaka ny pâte.
Raha mofo baolina no atao dia somary enjakenjana ny pâte.
3. bobone ( 12/08/2009 12:48)
Misaotra indrindra fa hitako ilay izy tao @ google ! dia hanao avy hatrany !
bà mamy ô!
4. Ratoa ( 13/08/2009 10:04)
Misaotra indrindra

tsy misy fisaorana ô! dia alefaso aho anandramako azy!
5. sitlo ( 13/08/2009 18:51)
lafarinina 1/2 kg
sira 5 sotrokely
siramamy 14 sotrokely
karbonetra
rano 1,5 litatra
atody 1
baolina ping pong 6

kapohina atao mifangaro tsara ny paty
arotsaka tsikelikely ny rano mandra-paharihatra azy tsara
araraka ny baolina ping pong
dia endasina tahaka ny manendy mofo akondro
6. mirana5 ( 26/08/2009 20:26)
sitlo:

lafarinina 1/2 kg
sira 5 sotrokely
siramamy 14 sotrokely
karbonetra
rano 1,5 litatra
atody 1
baolina ping pong 6

kapohina atao mifangaro tsara ny paty
arotsaka tsikelikely ny rano mandra-paharihatra azy tsara
araraka ny baolina ping pong
dia endasina tahaka ny manendy mofo akondro

houuuuay!!!! KOSA! ZANY SIRA IN 5 SOTROKELY ZANY KOSA TOA B LOATRA PAR RAPPORT @ SIRAMAMY14 SOTROKELY FOTSINY E
TENA FETRAN-JAVATRA TSY METY IO CORRIGER - HO MOA E

MISAOTRA MIALOHA!

7. ni81 ( 26/08/2009 20:44)
lafarinina 1/2 kg
sira 5 sotrokely
siramamy 14 sotrokely
karbonetra
rano 1,5 litatra
atody 1
baolina ping pong 6

kapohina atao mifangaro tsara ny paty
arotsaka tsikelikely ny rano mandra-paharihatra azy tsara
araraka ny baolina ping pong
dia endasina tahaka ny manendy mofo akondro
manoro vohany io fa aiza koa no hisy oul hahandro baolina ping pong izany e?????????????????????????????????????????????
8. xxx ( 27/08/2009 09:09)
Manaova pate na cake fotsiny, dia avela hipetraka 30mn minimum, dia endasina @ friture @ izay
9. tywa68 ( 27/08/2009 09:47)
ni81:

lafarinina 1/2 kg
sira 5 sotrokely
siramamy 14 sotrokely
karbonetra
rano 1,5 litatra
atody 1
baolina ping pong 6

kapohina atao mifangaro tsara ny paty
arotsaka tsikelikely ny rano mandra-paharihatra azy tsara
araraka ny baolina ping pong
dia endasina tahaka ny manendy mofo akondro
manoro vohany io fa aiza koa no hisy oul hahandro baolina ping pong izany e?????????????????????????????????????????????


Ni81 > i Mirana5 vonona fa ilay sira hono mila corriger-na fotsiny :-D :-D
10. kelly13 ( 27/08/2009 10:03)
=)) =))
11. ari.malala ( 02/09/2009 07:12)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. ni81 ( 02/09/2009 07:15)
Ni81 > i Mirana5 vonona fa ilay sira hono mila corriger-na fotsiny
:o :D
13. rhina ( 03/09/2009 11:28)
mofo ping pong io r reto a
i stlo ko tena tssssssssss
hiiiiiiiiiiiii
14. bobone ( 02/10/2009 13:07)
:D :D :D Misaotra anareo rehetra nanoro fa nanaitra ahy ihany kosa ilay sira 5 sotro kely e! ! mba marina moa alefa e!!!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7187