Mirary Fety Sambatra e!

1. endrika01 ( 05/08/2009 06:32)
Mirary fety sambatra,hoany namana serasera rehetra mankalaza tsingerin-taona ,nahaterahana aminity volana Aogositra ity e! :-P
novalian'i endrika01 ny 13/08/2009 08:56
2. bobone ( 11/08/2009 12:59)
Miombon-kevitra aminao koa zaho endrika an! tahian\'Atra ianareo rehetra izay mankalaza ny taona nahaterahana! hahazo izay iriana !!!
3. Lejoba ( 12/08/2009 22:56)
Misaotra ho azy ireo :D :D :D
4. endrika01 ( 13/08/2009 08:56)
Mety ho maromaro iany zareo an.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3171