inona ary no nolazainy oo

1. JOSIAH ( 04/08/2009 16:35)
Nisy tomobile zany nade mafy be mihitsy tena mirimorimo anie zany e kanjo ny farany nahavoadona olona izy tena voa mafy sy naratra be mihitsy ilay olona voadona,nivoaka ny fiarany ilay chauffeur vao nivoaka ary izzy de inona no nolazainy ooo :wink: :?:
novalian'i rhina ny 26/09/2009 10:36
2. artefy ( 05/08/2009 04:51)
anzemansaaa oooooo
3. nathie86 ( 05/08/2009 05:41)
simba ny vam ko :evil: :lol: :lol:
4. JOSIAH ( 05/08/2009 06:22)
Diso daholo ooo tsy io fa inona ary :?:
5. ari.malala ( 05/08/2009 07:06)
maty le! :-P
6. nathie86 ( 05/08/2009 08:45)
afa po ôoo :roll:
7. JOSIAH ( 06/08/2009 18:52)
AO ary fa homeko ny valiny e vao nivoaka lay chauffeur nahita ilay olona voadona naratra be de hoy izy aaah MISY RA LA TERRE :lol: zay ve de tsy hainareo
8. Papoose ( 06/08/2009 20:36)
:-D
9. nathie86 ( 07/08/2009 07:25)
:lol: :lol:
10. ari.malala ( 07/08/2009 07:40)
:-D :-D :-D :-D
11. artefy ( 08/08/2009 08:40)
njekaikany oooooooooooooo
12. Koditra ( 16/08/2009 18:38)
AO ary fa homeko ny valiny e vao nivoaka lay chauffeur nahita ilay olona voadona naratra be de hoy izy aaah MISY RA LA TERRE zay ve de tsy hainareo
Tsy ratsy :-D :-D :-D
13. Envy7 ( 17/08/2009 16:30)
Ka hatr@ny vam anie feno ra e :-D:-D:-D
14. rhina ( 08/09/2009 10:34)
nisy mpiara mianatra aminay zay zany nanao otran'io ko izy
d oz
inona ary zany misy zavatra borbory kely d miakatra dmidina d miakatra d midina
d nianaana doly zay

inona ary zany ra fantatrareo!!!!
15. mamis ( 24/09/2009 11:40)
petit pois anaty ascenseur :oops:
16. ni81 ( 24/09/2009 12:48)
nisy mpiara mianatra aminay zay zany nanao otran'io ko izy
d oz
inona ary zany misy zavatra borbory kely d miakatra dmidina d miakatra d midina
d nianaana doly zay

inona ary zany ra fantatrareo!!!!
pomme d'Adam :)
17. rhina ( 26/09/2009 10:36)
mamis:

petit pois anaty ascenseur :oops:



marina fa aona ary no nahatonga ny petit pois tao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3665