ina ary zany oooo!

1. peta83 ( 03/08/2009 13:43)
Nisy trondro 1 zan tany anaty ranomasina, voadona izy d nipitika ny masony iray, d bola nande iany izy....afaka lavidavitra anefa d nianjera ndray izy d nilatsaka ndray ny masony fanindroany. Tsy hitany tsony zay natao ka natopatopan'ny onja rery teny izy ka no niafarany dia tongan'ny onja tety @ torapasika izy , d teo izy rery tsy misy mpiraraha sady tsy afaka manao n'ina n'ina ka dia nihira tao an-tsainy tao izy .....Inona ary ilay hira nataony???? :(
novalian'i rhina ny 07/09/2009 12:41
2. Jefijefy ( 03/08/2009 14:55)
Seul sur le sable, les yeux dans l'eau ....
Fa firy taona enao no mbola manao an'zany ankamantatra zany
3. Papoose ( 03/08/2009 17:14)
tena zany tokoa v le hira?? =)) =)) =)) mbola tsy henoko ndray iny
4. JOSIAH ( 03/08/2009 17:25)
za koa ary tsy mahay anizany hira zany hiraniza io :(
5. artefy ( 04/08/2009 05:12)
maninona raha atao hoe "jamba aho eny jamba, nilaozan hazavana..."
6. peta83 ( 04/08/2009 12:56)
Seul sur le sable, les yeux dans l'eau ....
Fa firy taona enao no mbola manao an'zany ankamantatra zany

f'angaha ry jefijefy misy tona ny manao ankamantatra a! enao rery no efa mahay lay izy fa ny ol tsy mbola nisy nahalala.kilalao ngeh no atao eto e!
na izany ary marina ny azy , ny mpihira lay izy Rock Voisine
7. Papoose ( 04/08/2009 18:04)
8. nathie86 ( 05/08/2009 05:21)
mbola tsy henoko ndray ty hihihihii :)
9. ari.malala ( 05/08/2009 07:09)
Jefijefy:

Seul sur le sable, les yeux dans l'eau ....
Fa firy taona enao no mbola manao an'zany ankamantatra zany



masika kou zany ra oul! :-P d manin nefa na firy taona izy na firy taona?! ary fangà hoa misy ankamantatra voatokana isaky ny sokajin-taona e! :-P
10. nathie86 ( 05/08/2009 08:46)
jefijefy lôtra eh :-D :-D tsis idirany nefa :lol: :lol:
11. Envy7 ( 17/08/2009 16:52)
Hiranay zany kle,mbo alefaso kely oe le toniny :-P
12. rhina ( 07/09/2009 12:41)
nampaleolo le trondro
d t@ firy teo le trondro avy eo no maty !!!
rehefa avy nihira ve ?
hiiiiii!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5329